Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Famaton-kavana: o. : Ny hava-na akaiky. Ahitsio
Famatorana: (fatotra) a. : Fifehezana, fandrohizana, fanagadrana. Ahitsio
Famatrarana: (fatratra) a Fampidirana an-kery, fanderana, fanasesefana, fampifanizinana. Ahitsio
Famatsavatsa: (vatsavatsa) a. : Fomba entina mamatsavatsa, mikamenona, mikamentsona. Ahitsio
Famatsavatsana: (vatsavatsa) a.: Fikamenünana, fikamentsônana. Ahitsio
Famatsiana: (vatsy) a. : Fanomezana vatsy; fanomezana sakafo ilaina. Ahitsio
Famatsy: (vatsy) a. : Fomba entina mamatsy, manome vatsy, sakafo. 1 p.t. : Azo va-Laina. Ahitsio
Famava: (vava) a. : Fomba entina mamava na mandoaka, mambanga zavatra. Ahitsio
Famavana: (vaua) a. : Fandoahana, fambangana. Ahitsio
Famavany: a : Ny tonon'ny taolana na zavamaniry. ~ F.-p. : Olona tsy misy famavany : olona tsy metY manaiky ny marina. Ahitsio
Famavarana: (uavatra) a. : Fanatahana kely / famahàna I famosahan-kevitm amin'nY teny aloakan'ny vava. Ahitsio
Famavatra: (vavatra) a. : Fomba entina mamavatra, izany hoe manisy tataka kely. 1 p. t. : Azo vavàrana. Ahitsio
Famavy: (vavy) a. : Fomba entina mamavy, izany hoe manisy vavin-drafitra. Ahitsio
Famazana: (vaxana) a : Fomba entina mamazana, manaikitra mafy. Ahitsio
Famazanana: (vazana) a. : Fanaikerana mafy / fanerena mba hanoka-bava sY nifY. Ahitsio
Famazivaziana: (uazivazy) a. : Fanaovana vazivazy ; fanaovana teny tsy manome voninahitra fa toa mananihany. Ahitsio
Famazivazy: (uazivazy) a. : Fomba entina mamazivazy, manao vazivazy. ? p.t. : Azo vazivazfna. Ahitsio
Famba: (Tsm) a. t Hazo misy kapoaka fanao sesika. Ahitsio
Fambango: na Fanabango (ban-go) a. : Fomba entina mambango na mandraotra ny vo-Io ka manambatra azY ho randrana tokana na roa na telo. ~ p.t. : Azo bangoina. Ahitsio
Fambangoana: na Fanabangoana (bango) a. : Fandraotana ny volo sy fanambarana azy ho randrana tokana na roa na telo. Ahitsio