Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fametrehana: (fetrika) a. : Famelezana totohondry. Ahitsio
Fametsahana: (fetsaka) a.: Fandravana, fanonganana hianjera, famelezana mandrivorivo. Ahitsio
Fametsaka: (fetsaka) a. : Fomba entina mametsaka, mandrava, manongana manjera, mamely mandrivorivo. Ahitsio
Fametsapetsa: (petsapetsa) a. : Fomba entina mametsapetsa, mamonto rano, manaboboka. Ahitsio
Fametsapetsana: (petsapetsa) a. : Famontosana rano, fanabobohana, fanakotsana. Ahitsio
Fametsena: (fetsy) a : Famitahana, fakana zavatr' olona amim-pahakingana. Ahitsio
Fametsivetsena: a. : Ody mana-me fahaiza-miteny na mihira mba hanangolingolena olona. Ahitsio
Fametsovetso: na Fivetsovetso (vetsouetso) a. : Fomban'ny olona mametsovetso na mivetsovetso, izany hoe mitanisanisa amin'ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny. ? p.t. : Azo vetsovetsoina. Ahitsio
Fametsovetsoana: na Fivetsovetsoana (vetsouetso) a. : Fitanisanisàna lazain'ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny ihany; firesahana na fihirana mora dia mora. Ahitsio
Famezarana: (vezatra) a : Famahana na fanokafana zavatra an-keriny amin'ny fandroritana mafy ny vavany. Ahitsio
Famezatra: (vezatra) a. : Fomba entina mamezatra, manokatra zavatra an-keriny amin' ny fandroritana mafy ny vavany. ? p.t. : Azo vezarina na vezatina. Ahitsio
Famezivezena: (vezivezy) a. Fampitotototoàna ats? sy a-r?. Ahitsio
Famezivezy: (vezivezy) a Fomba entina mamezivezy, mampandeha na mitondra ate? sy ar3, Ahitsio
Famezovezo: (vezovezo) a. Fomba entina mamezovezo, mila vaniny. ? p.t. : Azo vezovezoina. Ahitsio
Famezovezoana: (vezovezo) a.: Filàna ady, filàna vaniny. Ahitsio
Famiahana: Fanapiahana (piaka) a. : Fanapahana (zavatra) misy feo heno. Ahitsio
Famiaka: Fanapiaka (pioka)a.: Fomba entina mamiaka, manapiaka, manapaka zavatra ka misy feo heno. Ahitsio
Famiazana: (fia) a. : Fangejana, fangiazana, famoretana, fanerena. Ahitsio
Famihinana: (fihina) a. : Fitazonana ao anaty sandry anankiroa, fangiazana. Ahitsio
Famihirana: (fihitra) a. : Fitazonana mafy amui' -iavatra famikirana, na fitanana hevitra iray amim-pikiribibiana. Ahitsio