Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Famisahana: (fisaka) a : Fanaovana izay hahafisaka. Ahitsio
Famisavisa: (visavisa) o, : Fomba entina mamisavisa, milaza na mitanisa tsirairay. ? P. t, : Azo visavisaina. Ahitsio
Famisavisana: (visauisa) a : Fitanisanisàna; filazalazana hatramin'izay antsipiriany madinika; famohafohazana ny lasa. Ahitsio
Famita: (vita) a. : Fomba entina mamita. ?p,t. : Azo vitaina. Ahitsio
Famitahana: (fitaka) a. : Fandaingana, tsy filazana ny marina; fanambakana; hafetsena. Ahitsio
Famitana: (vita) a. : Fanatanterahana, fanatontosàna, fanaperana, fanaovana hatramin'ny farany, famaranana. Ahitsio
Famitrana: (vitrana) a. : Fomba entina mamitrana, ? p,t, : Azo avitrana. Ahitsio
Famitranana: (vitrana) a. : Fanjairana (zavatra roa mba hitambatra ho iray); fampirindràna (fihavanana). Ahitsio
Famitsahana: (fitsaka) a : Fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika amin'ny toerana iray; fierena tsy mihetsika amin'ny toerana iray; fipetrahana amin'izao, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa. Ahitsio
Famitsiana: na Fanavitsiana (vitsy) a. : Fampihenana isa. Ahitsio
Famitsohana: (fitsoha) a. : Famelezana, fandaniana, fangalarana. 1 Fanaovana asa tsara, fatratra. Ahitsio
Famitsy: na Fanavitsy (uitsy) a. : Fomba entina manavitsY. Ahitsio
Famivitana: (vivitra) a. : Fandraisana amin' ny sisiny na a-min' ny silany kely; fisintontsintonana, fandrirodrirotana; fitsongoana (teny) izay roritina mba hiadiana. Ahitsio
Famivitra: (vivitra) a. : Fomba entina mamivitra, mandray amin'ny sisinY na ilany kely. * p. t. : Azo vivitina. Ahitsio
Famizana: (vizana) a. : Fomba entina mamizana. 1 p.t. : A-zo vizànina. Ahitsio
Famizanana: (vizana) a. : Fanasarana; fandrerahana. Ahitsio
Famizatana: (vizatra) a. : Fitenenana (olona) miriadriatra. Ahitsio
Famizatra: (vizatra) a. : Fomba entina mamizatra, mitenY (olona) miriadriatra. ? p. t. : A-zo vizatina. Ahitsio
Famizaviza: (oizauiza) a.: Fomba entina mamizaviza. ? p. t. : Azovizavizaina, Ahitsio
Famizavizana: (uizauiza) a.: Fanaovana tsinontsinona, famingavingàna. Ahitsio