Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanakambana: (kambana) a : Fomba entina manakambana. Ahitsio
Fanakambanana: (kambana) a: Fanambarana; fampiraisana. Ahitsio
Fanakamo: (kamo) a. : Fomba entina hahakamo. Ahitsio
Fanakamoana: a. : Fanaovana izay hahatonga kamo. Ahitsio
Fanakamoserana: (kamositra) a : Fandoahana amin'ny kamositra. Ahitsio
Fanakamositra: (kamositra) a. : Fomba entina manakamositra na mandoaka amin'ny kamositra. Ahitsio
Fanakàna: (aka) a. : Fodiana tsy mahalala, fodiana manao; fanantsafana; fananihaniana. Ahitsio
Fanakana: (sakana) a. : Fomba entina manakana. ~ p.t. : A-zo sakanana. Ahitsio
Fanakanana: (sakana) a. : Tsy famelana handeha, fandrarana. Ahitsio
Fanakanga: (akanga) a : Fomba entina manakanga na mampianatra ho fetsy ratsy. Ahitsio
Fanakangana: (akanga) a. : Fampianarana hafetsen-dratsy. Ahitsio
Fanakanjo: (akanjo) a. : Fomba entina manakanjo, manome akanjo. ? p. t.: Azo orne-na akanjo. Ahitsio
Fanakanjoana: (akanjo) a. : Fa-n omezana aluni o. Ahitsio
Fanakantsana: (kantsana) a : Fomba entina manakantsana, manapaka tanteraka amin'ny zava-maranitra. Ahitsio
Fanakantsanana: (kantsana) a.: Fanapahana tanteraka amin' ny antsy maranitra. Ahitsio
Fanakaona: (kaona) a. : Fomba entina manakaona, mampifanatona, mampiady. Ahitsio
Fanakaonana: (kaona) a. : Fampifanatonana, fampiadiana. Ahitsio
Fanakarainkona: (karainkona) a : Fomba entina manakarainkona, mampivonkina sy manaketrona. Ahitsio
Fanakarainkonana: (karainkono) a. : Fampivonkenana sY fanaketronana. Ahitsio
Fanakarama: (karama) a. Fomba entina manakarama, manamby olona manao asa ho an'ny tena. Ahitsio