Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manasongadina: (songadina) mt. p. (manasongadfna): Manavaka tsara. ~ Manenda-damba olona, manavongady. Ahitsio
Manasonia: (sonia) mt.p. (manasoniava): Mametaka, mainsy sonia. Ahitsio
Manasosa: (sosa) mt.p. (manasosà): Mandefa zavatra handeha milamina sy haingana ary tsy misy manakantsakana na manelingelina. Ahitsio
Manasosotra: (sosotra) mt.p.: Manao izay hahasosotra. Ahitsio
Manasotitika: (sotitika) mt.p.: Mandoto, manasolitika. Ahitsio
Manatabariaka: (tabariaka) mt p, (manatabariàha): Manapa-• ritadritaka ets? sy er?. Ahitsio
Manataboretaka: (taboretaka) mt.p. (manataboretàha): Mampipetraka mibotetaka. Ahitsio
Manataboroaka: (taboroaka) mt.p. (manataboroàha): Mandoaka tanteraka, managorobaka. Ahitsio
Manataborobaka: (taborobaka) nit p. (manataborobàha): Mandoaka tanteraka, maninteraka, managorobaka. Ahitsio
Manatabotetaka: (tabotetaka) mt.p. (manatabotetaha): Mametraka zavatra hibotetaka amin'ny fanambaniny. Ahitsio
Manatady: (tady) mt.p.: Mamatotra amin'ny tady. Ahitsio
Manatafoaka: (tafoaka) mt.p.: Mampihoa-pefy, mampamorivory. Ahitsio
Manatahteraka: (tanteraka) mt. p. (manatanteràha): Mamita tsars, tomombana hatramin' ny farany, manatontosa: Manatanteraka ny adidy amin' ny mpiara-belona. Ahitsio
Manatailana: (tailana) mt.p.: Mahatonga tailana, mandidy misomaradimbana. Ahitsio
Manataka: (tataka) mt.p. (manataha) :Mandxovitra na mandidy manaraka ny lavany. ~ Manisy loaka na bangs na tatatra handehanan'ny rano. 1 Mampahantra, mambotry (f. s.b.). Ahitsio
Manatakibaka: (takibaka) mt. p.: Mamely, manevika eo afovoany, eo amin'ny takibaka Ahitsio
Manatakiboka: (takiboka) mt. p.: Manidy, mampihandrona, manery tsy mamela hihetsika, mampizihitra. Ahitsio
Manatakiky: (takiky) mt. p.: Mampahalany harena, mambotry. Ahitsio
Manatakila: (takila) mt. p.: Ma' nala ny antsasaky ny zavatra iray, mamela ny antsasany, Ahitsio
Manatakitsoka: (takitsoka) mt. p.: Mandentika sy manizina, manatsoboka lalina. Ahitsio