Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manatampody: (tampody) mt p.: Manao zaitra tampody. ~ Maniraka na mandefa (olona) ka mampiverina azy ny andro iny ihany. Ahitsio
Manatanatana: (tanatana) mt. p.: Manokatra tanteraka: Manatanatana vava Ahitsio
Manatangarana: (tangarana) mt. p.: Manapakahentitratsara Ahitsio
Manatangazona: (tangazona) mt.p.: Mampitàna, mampihazona. Ahitsio
Manatangerina: (tangerina) mt. p.: Manasangodingodina, manatambolfmbolina. Ahitsio
Manatangirika: (tangirika) mt. p.: Mandoaka. Ahitsio
Manatangitrika: (tangitrika) mt p.: Manipy sy mandentika ao anaty...; manafantsitsitra, manaboiboika. Ahitsio
Manatangizina: (tangizina) mt. p.: Manety, mamoritra. Ahitsio
Manatangolika: (tangolika) mt p.: Man ol ana ; m am adiditra. Ahitsio
Manatangoloaka: (tangoloaka) mt.p.: Mandoaka lavaka mangotàna ao anaty tany na amin'ny rindrina, na amin'ny fefiloha. Ahitsio
Manatangongo: (tangongo) mt. p.: Mampifanongoa, manavosa; mamory olona betsaka manodidina. Ahitsio
Manatangorona: (tangorona) mt.p.: Mamory (olona) betsaka manodidina, tsisy filaharana na filantoana. Ahitsio
Manatanila: (tanila) mt.p. (manatanilà): Mampiraika zavatra amin'ny ila na lafiny iray. Ahitsio
Manatanina: (tanina) mt.p.: Manatodika amin'ny afo, amin'ny masoandro. Ahitsio
Manatanjaka: (tanjaka) mt.p.: Manome hery, manamafy: Manatanjaka ny divay. 1 Mankahery: Nanatanjaka ohy ny teny nataonao ka misao tra. Ahitsio
Manatankina: (tankina) mt.p.: Mandritra, mahatonga ho tankina: Tsy misy na inona na inona afaka hanatankina ny fantsakanay any Fanambinantsoa. Ahitsio
Manatanondrika: (tanondrika) mt. p.: Mampiondrika (ny loha). Ahitsio
Manatantavana: (tantavana) mt.p.: Mampandalo rano na zavatra hafa amin'ny tantavans na amin'ny lamba; manasivana. Ahitsio
Manatapika: (tapika) mt.p.: Manapaika zavatra eny an-tanan'olona. Ahitsio
Manatataka: (tataka) mt.p.: Manapaipaika, manantsody. Ahitsio