Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manatofotra: (tofotra) mt.p.: Man apdka, mandbna. Ahitsio
Manatoka: (tsatoka): Jer. Manatsatoka. Ahitsio
Manatokelaka: (tokelaka) mt p.: Mampihomehy mikakakaka feno hafaliana (fiteny koa ny hoe: "Mampitokelaka"). Ahitsio
Manatokiky: (tokiky) mt.p.: Manatorovoka, mampitakoko. Ahitsio
Manatolantsika: (tolan tsika) mt p.: Manantsika. Ahitsio
Manatolatola: (tolatola) nit p.: Mampihevingevina, mampidoladola Ahitsio
Manatolila: (tolila) mt.p.: mana - pandringa. Ahitsio
Manatomombana: (tomombana) m t. p.: Mandavorary. Ahitsio
Manatona: (hatona) mt.p. (ma-na tbna): Manakeiky: Manatdna ny afo raha ta hafana ianao. / Efa manatona ny ririnina 1 Mankany amin'ny: 'Ndeha manatona dokotera amin'io aretinao io. Ahitsio
Manatonantonana: (tonantonana) mt. p.: Mampidonanapoana, mampiandry foana tsy misy antony. Ahitsio
Manatongalika: (tongalika) mt. p.: Mampiforitra ny lohalika, mampandohalika. Ahitsio
Manatontaly: (tontala) mt.p. (manatontalia): Manambatra, manakapoka. Ahitsio
Manatontohitra: (tontohitra) mt. s.: Manohy asa tsy an-kijanona hatrany. Ahitsio
Manatontona: na Manontona (tontona) mt.p.: Manakapoka, manintsana: Manontona tsihy. ~ Mandàna amin-javatra: Manontona lamba 1 Manampy. Ahitsio
Manatontosa: (tontosa) mt p. (manatontosà): Manao tsara tanteraka: Manatontosa ny ad Ida. Ahitsio
Manatopatopa: (topatopa) nit p.: Mampihetsiketsika, mampivembena mankatsy mankaroa. Ahitsio
Manatorevaka: (torevaka) mt p.: Mampiandry, mampidonanaka foana eo. Ahitsio
Manatorisika: (torisika) mt.p.: Mamporisika (alika) hiady na hanaikitra olona. Ahitsio
Manatorosy: (torosy) ma p.: Mampitovy halehibe amin' ny alalan'ny torosy, mampiasa torosy. Ahitsio
Manatorovoka: (torouoka) nit P.: Mampipetraka mitorovoka. Ahitsio