Manatsindroandroana | : | (tsindroana) mt.p. (manatsindroandroàna): Maka na mametraka zavatra mbetika etsy mbetika eroa; tsisy filaharana na tsiroaroa.
Ahitsio |
Manatsingadina | : | (tsingadina) rat. p.: Marnotraka, manda-vo, manakodia amin'ny tany.
Ahitsio |
Manatsingatotra | : | (tsingatotra) mt. p.: Mamotraka (olona na zavatra) ka miainga ny ilany vao mianjera; mandavo (zavatra) ka mitsingidina mankany an-damosina no fidabony.
Ahitsio |
Manatsingedana | : | (taingedana) mt.p.: Mampandry mivalampatra, mampitsotra mivalandotra.
Ahitsio |
Manatsingerina | : | (tsingerina) nit p.: Mamerina.
Ahitsio |
Manatsingevina | : | (tsingeuina) ?nt. p.: Manasavilivily, manakipilipily.
Ahitsio |
Manatsingilahila | : | (tsingilahila) mt.p.: Mampivembèna, mampirondrôna.
Ahitsio |
Manatsingoana | : | (tsingoana) mt. p.: Manjera zavatra ka ny vodiny no lasa ambony.
Ahitsio |
Manatsingoloka | : | (tsingoloka) mt. p.: Manatsimbadika ka ny loba no atao ambany; mamotitra, manatotongana.
Ahitsio |
Manatsinkasina | : | (tsinkasina) mt. p.: Manatsimbadimbadika, manakodiadia.
Ahitsio |
Manatsipalotra | : | (tsipalotra) mt p.: Mampitopy vetivety ny maso, miserana fotsiny.
Ahitsio |
Manatsipelika | : | (tsipelika) mt. p.: Manetsiketsika miankavia miankavanana, manasavilivily, manapelipelika: Manatsipelika ny rambony ny omby mba handroahany ny la-titra mipetaka aminy.
Ahitsio |
Manatsipeloka | : | (tsipeloka) mt p. (manatsipeloha): Manao teny an-tsafelika mba hamelezana olona.
Ahitsio |
Manatsipindy | : | (tsipindy) nit ° p.: Mamely tsipindY.
Ahitsio |
Manatsirakaraka | : | Manatsirakorako (tsirakaraka, tsirakorako) mt. p,: Manasafotofoto, manasaritaka.
Ahitsio |
Manatsirara | : | (tsiràra) mt.p.: Mandavo mitsilany ny tongotra sy ny tanana mitsidradraka.
Ahitsio |
Manatsiredareda | : | (tsiredareda) mt. p.: Manao an-tsirambina, tsy mitandrina, tsy mikajy.
Ahitsio |
Manatsiro | : | (tsiro) mt.p.: Mana-me tsiro: Manatsiro ny laoka ny uoatabiha
Ahitsio |
Manatsitaitaika | : | (tsitaitaika) mt p.: Mandatsaka tsy misesy fa mielanelana, manatete.
Ahitsio |
Manatsitra | : | (tsitra) mt.p.: Mampandry mivalampatra.
Ahitsio |