Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manajarika: (jarika) mt.p. (manajariha): Mampijoro ela miandry. Ahitsio
Manajaroboka: (jaroboka) nit p. (manajaroboha): Manasoka na mandentika ao anaty rano; mamarina ao anaty rano tsy hipoitra. Ahitsio
Manajary: (hajary) mt.p. (manajaria): Mamboatra, manasoa. Ahitsio
Manajary: (halary) mt.p. (manajaria): Mamitrana fihavanana. ? Manaja: Havana manajary hou ana. Ahitsio
Manajedaka: (jedaka, jedana) mt p, (manajedaha): Mamono ho faty. Ahitsio
Manajobo: (jobo) mt.p.: Manamamo. Ahitsio
Manakà: (aka) mt.p.: Mody tsy mahalala, milalao olona, miseho ho bado. Ahitsio
Manakady: (kady) mt.p. (manakadia): Manangana kady, miaro. Ahitsio
Manakaiky: (akaiky) mt.p. (manakaikeza): Manatona eo anila: Aza manakaiky ny afo sao may. ? Manatona (arapotoana): Efa manakaiky ny iohataona ? Mandroso mankamin'ny toerana iray: Loza fa efa manakaiky, hono, ny fahavalo. ? Manahatahaka: Manakaikikaiky kokoa ny mena noho ny fotsy ny mauokely, ? p.t: Tsy lavitra: Manakaiky ny sekoly ny tranonay, Ahitsio
Manakainkona: (kainkona) mt p.: Mampifintina. Ahitsio
Manakaiza: na Manasakaiza (sakaiza) mt.p. (manakaizà): Ma-ka ho sakaiza: Manakaiza vahiny, mbola tia ka ilaozany (ohab.: enti-milaza fifankatiavana amin'olona miserana ihany, izay voatery hotapahina noho ny fandalovany fo-,iny ). Ahitsio
Manakaka: (kaka) mt.p. (manakakà): Manisy kaka. Ahitsio
Manakalahy: a: Ahitra fanaovan-tsatroka. ? Enti-milaza koa karazan-damba iray. Ahitsio
Manakalahy: p.t.: Enti-milaza zavatra izay mampisalasala na izy no horaisina na iray hafa; mampanahirana. Ahitsio
Manakalamina: (kalamina) mt p.: Mandanto, mandrindra tsars. Ahitsio
Manakalo: (takalo) mt. p. (manakaloza): Manolo: Manakalo fanaka. ? Manolo ho vola madinika: Auy nanakalo roanjato tany amin'ny mpiuorotra aho. Ahitsio
Manakambana: (kambana) mt p. (manakambàna): Manambatra: Manakam ban- tanana * Mampiray: Andriamanitra no nanakambana voalohany ny lehilahy sy ny uehivauy ho mpivady. Ahitsio
Manakambina: na Manasakambina (sakambina) mt.p. (manakambina): Manodidina na mamihina amin'ny sandrintanana ny valahan'ny olona miara-mamindra amin'ny te-na. Ahitsio
Manakamo: (kamo) mt p.: Mahatonga ho kamo. Ahitsio
Manakamositra: (kamositra) mt p. (manakamosera): Mandoaka amin'ny kamositra. Ahitsio