Litera T

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Tinifitra: (tifitra) mt. ih. misy tsofoka in: Voatifitra, notifirina, nasiana amin'ny basy: Voa ilay uorona notinifitr' i dada. Ahitsio
Tinily: (tily) mt. ih. misy tsofoka in: Voatily, tilina, kendrena: Tsy sahy nandroso ny fahaualo notinilin'ny mpiambina. Ahitsio
Tinombana: (tombana) mt. ih. misy tsofoka in: Voatombana, notombanana, novinavinaina ny tokom-bidiny: Notinombana ny uidin'ilay tanimbary ka hay tsy takatry ny vola. Ahitsio
Tinomboka: (tomboka) mt. ih. misy tsofoka in: Voatomboka, notetehina: Notinombony ny tarehiny. Ahitsio
Tinompo: (tompo) mt ih. misy tsofoka in: Voatompo, notompoina: Ny Tanindrazana no notinompony hatramin'ny fahatanorany. Ahitsio
Tinongotra: (tongotra) mt. ih. misy tsofoka in: Voaray amin'ny tongony, notongorina: Rehefa auy naronjiny ilay izy, dia notinongony ka nitsinkasina tery. Ahitsio
Tinonta: (tonta) mt. ih. misy tsofoka in: Voatonta, tontaina: Betsaka izay biriky notinontany androany izay. Ahitsio
Tinoraka: (toraka) mt. ih. misy tsofoka in: Voatoraka, torahana: Omby tinora-defona. Ahitsio
Tinorotoro: (torotoro) mt. ih. misy tsofoka in: Voatorotoro, voamontsamontsana, mongomongoina: Notinorotoro ny voanjo. Ahitsio
Tinory: (tory) mt. ih, misy tsofoka in: Voatory, torina. Ahitsio
Tinory: (tory) mt. ih. misy tsofoka in: Tonna, didiana, rasaina (omby, kisoa...): Notinory ilay kisoa ka aoka izany ny tanin y. Ahitsio
Tinoto: (toto) mt. ih. misy tsofoka in: Voatoto, totoina: Efa notinoton'ny ankizy ne ny uary? Ahitsio
Tinototra: (tototra) mt. ih. misy tsofoka in: Voatototra, nototorana: Nasiany trano tamin'ilay tany notinototra. Ahitsio
Tinovana: (touana) mt. ih, misy tsofoka in: Voatovana, tovonana, asiana tovana. Ahitsio
Tinovo: (touo) mt. ih. misy tsofoka in: Tovozina: Hatao aiza ny rano notinouo? Ahitsio
Tinozo: (tozo) mt. ih. misy tsofoka in: Tozoina, atao iaretana eny ihany: Notinozony ihany ny asa efa natombony na dia teo aza ny olana ma-ro. Ahitsio
Tinteraka: Jer. Tanteraka. Ahitsio
Tintina: a.: Feo mangintsingintsina toy ny an'ny lakolosy. i t.i.f.: Mitintina, fitintina. Ahitsio
Tiona: (angl. tune) a.: Boky fihirana misy ny feon-kira antsolfa sy ny tonony. ? Feo anaovana ny hira, pitsiny: Ampidino ny tiona fa aoo loatra. Ahitsio
Tionelina: (fr. tunnel) a.: Lavaka noloahana anaty tendrombohitra mba hampitohy toerana roa toy izay hiolaka hanodidina. Ahitsio