Dikan'ny teny : jonoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (jonc.) mt, ih. (jonoy): Alafna amin'ny jono, alaina na tarihina amin'ny fomba kinga ary saro-toherina, angolena, kolikolena: Nojonoiny teny ny zana-dRakoto dia lasany tamin'ny farany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel