Atrotrongy | : | (trotrongy) (mt. at. (atrotrongio): Alavo na atosika, ka ny lohan'ilay olona atosika atao mitehika amin'ny tany mihitsY.
Ahitsio |
Atsa | : | (Ski) a: Fivoizana lakana moramora ataon'ny mpihaza faim na sokatra mba tsy ho henony.
Ahitsio |
Atsabaka | : | (tsabaka) mt. fit. (atsabàho): Entina mitsabaka: Tanany maloto iny no natsabany tao am-pantsakana.
Ahitsio |
Atsaboaka | : | (tsaboaka) mt. at. (atsaboàhy): Enti-milaza izay zavatra atoraka na atsipy ao anaty rano.
Ahitsio |
Atsahatra | : | (tsahatra) mt at. (atsahàro): Ajanona. faranana tsy asiana tohiny intsony: A-tsaharo izany Tomba tsy mety fanaonao izan-v.
Ahitsio |
Atsaikona | : | (tsaikona) mt. at. (atsaikônY): Asaina mitsaikona.
Ahitsio |
Atsaingoka | : | (tsaingoka) mt. fit. (atsaingôhy): Entina mitsaingoka, manaikitra mitomboka amin'ny vava (vorona).
Ahitsio |
Atsaka | : | (tsaka) mt. at. (atsakào): Alentika, atrobaka ka misy feo manokana heno miaraka amin'izany.
Ahitsio |
Atsako | : | (tsako) mt, fit. (atsak8y): Entina mitsako: Aza ny nify anoloana foana no atsako ny hanina
Ahitsio |
Atsamaka | : | (tsamaka) mt. at. (atsamakao): Aiditra, atsofoka ao anaty...
Ahitsio |
Atsambikina | : | (tsambikina) mt. at. (atsambikino): Asaina mitsambikina.
Ahitsio |
Atsamontsamona | : | (tsamontsamona) mt. at. (atsamontaamony): Atao mitsefotsefotra ny molotra rehefa mihinana.
Ahitsio |
Atsananaka | : | (tsananaka) mt. at. (atsananàho): Aempo.
Ahitsio |
Atsangana | : | (tsangana) mt. at, (atsangano): Arenina amin' ny haavony, tsy avala han-dry: Atsangano io bari7ra io. 1 Aseho ka apetaka eny amin'ny arabe sy ny trano: Tsy maintsy atsangana ny saina rehefa tonga ny fetimpirenena 1 Aorina, ajoro: Antoko natsangan-dRavoahangy sy Raseta ary Rabemananjara ny M.D.R.M.
Ahitsio |
Atsany | : | (t. tr.) ppt. feh.: Dia ny, dieny mbola,
Ahitsio |
Atsapa | : | (tsapa) mt. fit. (atsapao): Entina hitsapana: Ny tehiny no atsapan'ny jamba ny manodidina
Ahitsio |
Atsapaka | : | (tsapaka) mt. at. (atsapàho): Enti-milaza ny zavatra aiditra na atrabaka.
Ahitsio |
Atsaraingona | : | (tsaraingona) mt. at. (atsaraingony): Asalovana, atsatsaingona.
Ahitsio |
Atsarapaka | : | (tsarapaka) nit at (atsarapaho): Azera na alatsaka na atosika tampoka tsy ampoizina ao anatin'ny...
Ahitsio |
Atsararaka | : | (tsararaka) mt. at, (atsararàho): (feo) Atao mikiririoka no sady farin:parina.
Ahitsio |