Litera A

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Atsatoka: (tsatoka) mt at (atsatôhy): Ajoro, alentika tsy afa-mihetsika: Atsatohy eto ny tahon-tsaina 1 H.o,: Ilaozana ka avala hiandry eo: Loza no nafitsok'i Berna fa natsatony teo foana aho nandritra ny antsasak' adiny. Ahitsio
Atsatsaingona: (tsatsaingona) mt, at. (atsatsaingàny): Entimilaza teny na olona entina na asaina mitsatsaingona. Ahitsio
Atsatsiaka: (tsatsiaka) mt. at. (atsatsiàho): Atao rovitra ka heno ny fitriarany. Ahitsio
Atsatsika: (tsatsika) mt. at, (atsatsiho): Atono eo ambony afo, Ahitsio
Atsatso: (tsatso) mt, fit. (atsatsby): Entina manatsatso. Ahitsio
Atsefaka: (tsefaka) mt. fit. (atsefàho): Entina manatsefaka, mamaky hisalasaka. Ahitsio
Atsefotra: (tsefotra) mt. at. (atsefory): Enti-milaza ny zavatra ale fa na atoraka. Ahitsio
Atsehatseha: (tsehatseha) mt. at, (atsehatsehao): Asaina mandeha na ampandehanina moramora aoka izany. Ahitsio
Atsehontsehona: (tsehontsehona) mt, at, (atsehontsehony): Avala hiketsoketso, hitsaontsaom-bava. Ahitsio
Atselaka: (tselaka) mt, at, (atseiàho): Arehitra tampoka. Ahitsio
Atselatra: (tseiatra) mt. at, (atselàro): Ampirehetina. Ahitsio
Atselika: (tselika) mt. fit. (atseleho): Enti-manao na end-malta amim-pahamailahana, amim-pahaldngàna. Ahitsio
Atsena: (tsena) mt, fit. (atsenao): Aroso mba hitsena, na hananty ny famelezana mankamin'ny tena: Ny kihoko no natsenako ny totohondriny. Ahitsio
Atsentsina: (tsentsina) mt. fit. (atsentsèno): Entina manentsina, Ahitsio
Atsentsitra: (tsentsitra) mt. fit. (atsentsèfo): Entina mitsentsitra, mitrbka. Ahitsio
Atsetaka: (tsetaka) mt. at. (atsetaho): Enti-milaza zavatra apetaka mifanerana tsara; atsatoka: Atsetaho tsara amin'ny vilany ny sarony. Ahitsio
Atsetra: ,Atsetsetra (tsetra) mt. fit. (atsero, atsetsero): Entina mitsetra, mampiseho fangorahana; entina mangomka: Atsero ny mahantra ny fonao. Ahitsio
Atsetsaka: (tsetsaka) mt, fit. (atsetsàho): Entina mandrehitra. Ahitsio
Atsetsatsetsa: (tsetsatsetsa) mt, at. (atsetsatsetsào): Atao mitsetsatsetsa, mirefodrefotra sy mipitripitrika. Ahitsio
Atsiahy: (tsiahy) mt. at.: Ampahatsiarovina. Ahitsio