Litera B

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Brahmanisma: (fr. brahmanisme) a: Antokom-pivavahana aubin 'ny mponina Indianina saiky eran'ny taniny manontolo, mivavaka amin'andriamanitra maro, fa ny telo lehibe dia Brahma, Vishnou ary Civa. Ahitsio
Brezilianina: (fr. Brésilien) a,: Ny firenena tompon-tany amin'ny tany midadasik'i Brezila: Miteny portogaly ny Brezilianina. • p.t.: Momba an'i Brezila, an'i Brezila na avy any Brezila: Ny kafe no vokatra brezilianina malaza indrindra. Ahitsio
Broety: na Labroety (fr. brouette) a.: Karazana sarety kely misy kodiarana tokana sy tanany roa ampiasaina amin' ny fitaterana zavatra madinidinika. Ahitsio
By: p. t.: Fatratra, mahay: Sady hanta) no by. Ahitsio