Litera D
Drokidroky: a. : Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana. - t.i.f. : Drokidrokina, voadrokidrokY…tohiny
Dronadrona: ft. : Enti-milaza fanifakifahana feno fampahoriana.
tohiny
Dronadronaina: (dronadrona) mt.ih. (dronadronao) : Akifakifaka, atositosika, kizakizaina, ampijalina toy ny olomeloka.…tohiny
