Litera E

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Evoka: a. : Ravin-javatra notenehina na nodorana ka trohina ny fofony mba hatao fanafody. - t.i.f. : Evohana, aevoka, voaevoka 1 manevoka,fanevoka, mpanevoka ( anevohana, fanevohana ( mievoka, fievoka, mpievoka 1 ievohana, fievohana. Ahitsio
Evotina: (euotra) mt.ih (euoty) : Aingaina, entanina. Ahitsio
Evotra: ft. : Enti-milaza fibontsina na fivohitra ho avoavo noho ny manodidina, fiantsamboatra miakatra. - t.i.f. : Evotina, aevotra, voaevotra 1 mievotra, fievotra, mpievotra ) ievotana, fievotana ( mahevotra 1 evotrevotra. Ahitsio
Ezahina: (ezaka) mt.ih. (axa-ho) : Henjanina; hinjirina :Ezaho ny sandrinao; ezaho ny mahazaka. 1 Atao am-paharisihana, am-pikelezana ai-na : Noezahiny ny toto uariny ka tsy ampy toy inona dia fotsy. Ahitsio
Ezaka: a. : Fanaovana ny faran' nY azo atao : Manao an'ezaka Rangahy io rehefa miasa. ~ Fikelezana aina, fikirizana : Tsy ampy ezaka ilay zazalahy ka tsy nahauikina ny hady. ~ Halaviran-dalana antonintoniny : Lavitra ezaha ihany hatreto ka hatrery ana. body paiso. - t.i.f. : Ezahina, aezaka, voaezaka / manezaka, fanezaka, mpanezaka / anezahana, fanezahana / miezaka, fiezaka, mpiezaka ( iezahana, ffezahana / mahezaka / ezakezaka. Ahitsio
Ezanezana: a. : Fijorojoroana, fihazangazanana. Ahitsio
Ezinezina: ft. : Enti-milaza toerana avo; zava-mianlera mampfhovotrovotra; asa na teny mahatalanjona eo imason'ny olona maro. - t.i.f. : Aezinezfna 1 miezinezina, ffezinezina, mpfezinezina 1 lezinezenana, ffezinezenana. Ahitsio
Ezoezo: p,t, : Lava marotsaka ary mahia; mahia manify mitezotezo. - t.i.f. : Miezoezo, fiezoezo ( iezoezoana, fiezoezoana. Ahitsio