Litera H

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Hakinga: Fahakinga, Hakingana, Fahakingana (kinga) a: Toetran'ny olona kinga, mailaka,mahay amin'ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin'izany. Ahitsio
Hakitrokely: p.mt.: Hatreo amin'ny kitrokely ny halaliny (jer, Ha). Ahitsio
Hako: na Hakohako a.: Hambohambo,fisehosehoana ho... 1 t.i.f.: Mihakohako, fihakohako, mpihakohako I ihakohakoana / mahahakohako. Ahitsio
Hala: a.: Tay fitiavana: Tsy tokony hasiana tombo sy hala ny ray aman-dreny. ~ mt, ih. ft.: 1) Tay tiana, tsy tiana mainty, tsy tian-kojerena: Halako ny olona ratsy fanahy; 2) Tiana be loatra: Halam- baratra ny hazo avo, - t.i.f.: Ankahalaina / mankahala, fankahala, mpankahala / ankahalana, fankahalana 1 mifankahala / halahala. ¶ M.h.: Tsy tia mainty, tsy tia veroka, manao hala volo, manao halako bika tsy tiako tarehy. - Hala- mahatratra: ny tsy tiana no mahavonjy sy manao soa fa ilay nankamamiana tsy nihevitra akory ny tena. f Halan-doto: ny fotsy sy ny madio no lazaina amin' izany satria ireo no mora voapentina sy simban'ny loto. / Halan'ny uitsika ny siramamy: toy ny miova hevitra ho fitiavana eto ny teny hoe hala satria ny fitiavan'ny vitsika ny siramamy no lazaina, saingy ny nalehan'ny sain'ny Malagasy raha niteny io !zy dia azo lazaina fa ny fitiavan' ny vitsika hanimba ny siramamy na handevona azy (toy izany koa, ohatra, ny boa: Halam-baratra !ty toerana i-te). / Manao ny halako bika tsy tiako tarehy: entina milaza fiangarana noho ny tsy fitiavana, ka raha vao ilay tsy tiana, dia lazaina fa ratsy sy diso na dia tsy izany akory aza. / Manao halako Ikoto fa tian'Ikala: hasosorana amin' ny olona iray noho izy tian' ny hafa / Tsy misy tombo sy hala: entina milaza fitiavana na fitondrana mitovy ny havana sy ny zanaka na ny ray sy ny reny niteraka. / Volo hala:lolom-po, otri-po. f Manao vola hala: manao andolom-po na otri-po. * Ohab,: Hazo ciao halan-drivotra: izay amin'ny toerana ambony maro mpitsiriritra sy be fahavalo. Ahitsio
Hala: a: Karazam-bibikely izay valo ny tongony, efatra andaniny avy, ary ny vatany mizara roa: ny tratrany izay miraikitra amin'ny lohany, ary ny kibony boribory lehibebe; mamoaka tsiranorano io kibony io, izay tonga kofehy manify rehefa tratran' ny rivotra, atao hoe landinkala. Ahitsio
Haladina: (halady) mt. (haladio): Ialan-tsiny. Ahitsio
Halady: a: Hafainganana, hamorana mahamasaka, mandre: Loza izany raha baladin' izay vilany. Ahitsio
Halady: a: Fialan-tsiny; fanaovans aza fady. ~ Fitsapana alahelo. - t.i.f.: Haladina, voahalady / manalady, fanalady, mpanalady / analadiana, fanaladiana 1 mahahalady. Ahitsio
Halahala: ft.: Madio fotsy, tantera-pahazavana. - t.i.f.: Mangalahala, fangalahala. Ahitsio
Halaho: a: Tsiron-javatra masiatsiaka toy ny tsiron'ny anamalaho: Mba tianao ue ny halahon'ny radia? Ahitsio
Halailay: Fahalailay a.: Toetran'ny zavatra malailay, manilotsilo madinika: Loza ny halailain'ny akanjo vita amin'ny gony. Ahitsio
Halainana: Fahalainana (laina) a: Tsy fahazotoa-miasa; tsY fahazotoan-komana, Ahitsio
Halaka: Halakalaka a: Hataka, elanelana. - t.i.f.: Halakalahina, voahalakalaka, tafahalakalaka 1 mihalakalaka, fihalakalaka, mpihalakalaka / lhalahana, fihelahana I manalakalaka, fanafakalaka / analakalahana, fanalakalahana j mahahalakalaka. Ahitsio
Halakalahina: (halakalaka) nit ih. (halakalaho): Asiana elanelany, atao mihataka. Ahitsio
Halaky: p.t.: Malaky amin'ny endrika milaza ny ho avy. a Halaky handeha! (izay ovan'ny olona matetika hoe Talaky mandeha): enga axile handeha haingana! (firariana ataon'ny reny amin' ny zanany miana-mandeha). Ahitsio
Halalahana: Fahalalahana (lalaka) a: Toetran'ny zavatra malalaka, be velarana, migodana. Ahitsio
Halalahina: (halalaka) mt ih, (halalaho): Itarina ny sakany, ny velarany: Nohalalahina ny lalana mankany Ambatolaona. ? Halehibiazina: Halalaho ny tranonao fa mitombo isan-taona ireto ny ankizy. ? Atao be elanelany: Halalaho ireo dabilio ireo fa tsy misy handehanana. •Ketrahina, atao malefadefaka: Tsy azo halalahina ny lalàna. Ahitsio
Halalina: na Halalinana (lalina) a.: Toetran'ny zavatra (rano, hady) tsy marivo; toetran' ny hevitra na saina saro-takarina. Ahitsio
Halalinina: (halalina) mt. ih (halalino): Atao lalindalina kokoa: Halalino lty lauaka hambolena zanakazo ity. ? Ampitomboina: Aza halalininao ny alahelony. Ahitsio
Halamaina: (halama) mt. (halamao): Atao mora mampibolisatra: Nohalamain' n y orana ny lalona ka mitandrema tsara Ahitsio