Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manasavorovoro: na Manavorovoro (savorovoro) mt.p. (manasauorovoroa, manavorovoroa): Manasaritaka, mampikorontana, mampisafotofoto, manasafotofoto: Manasavorovoro kofehy. Ahitsio
Manasavovoka: (savoûoka) mt. p.: Manavosa, manao antontany tsy misy kitotony. Ahitsio
Manasazy: (sazy) mt.p. (manasazia): Manome sazy (na vo-la izany na zavatra mampangirifiry ny vatana, na fitanana am-ponja). Ahitsio
Manasefaka: (sefaka) mi p: Mamaky, mampitriatra, mampitsefaka. Ahitsio
Manaselatra: (elatra) mt.p.: Mampandalo zavatra haingana dia haingana eo anoloan' olona. 1 Mampanjopiaka, m amp amirapiratra. Ahitsio
Manasendaka: (endaka) mt.p. (manasendaha): Manendaka na manesotra Ahitsio
Manaserana: (serana) mt.p. (manaseràna): Mampandalo haingana eo anoloana ~ Mandalo misafosafo, mikasika. Ahitsio
Manasidiondiona: (diondiona) mt p.: Mampivezivezy (olona) ats? sy ax3 mba hibolidy amin'ny raharaha na handositra adidy. Ahitsio
Manasikina: (sikina) mt.p.: Mampanao sikina. Ahitsio
Manasilatra: (silatra) mt.p. (manasilara): Manendaka sombiny kely. Ahitsio
Manasina: (hasina) mt.p. (manasfna): Manolotra ny hasina ho fankatoavana ny maha-Andriamanjaka: Manasina anao amin'ity vola tsy vaky it? izahay olom-pehezinao. Ahitsio
Manasina: (hasina) mt.p.: Manolana mba ho tonga kofehy: Manasina foly. 1 Manakivilivily; mandrotsirotsy: Manasina zaza voky loatra. Ahitsio
Manasina: (hasina) mt.p. (manasina): Manome hery, manamasina Ahitsio
Manasingana: (singana) mt.p.: Manavaka. Ahitsio
Manasira: (sira) mt.p.: Manisy sira. Ahitsio
Manasitily: (sitily) mt.p. (manasitilia): Mitanika (zavatra) hakana ilon'io zavatra io a min'ny endriky ny ranomason-takotra. Ahitsio
Manasitrana: (sitrana) mt.p. (manasitràna): Manafaka amin'ny aretina: Dokotera Ranona no nanasitrana azy. / Mahay manasitrana ny habokana hono izy. ¶ M.h.: Mampanaritra, manala, man afaka Ahitsio
Manasivana: (sivana) mt.p.: Mampandalo amin'ny sivana. Ahitsio
Manasoa: (soa) mt.p. (manasoava): Manao soa: Manasoa ny mpiara-belona aminy Rangahy io. ~ Mitahy, manampy, manambina: Hanasoa anareo anie ny any ambonyl Ahitsio
Manasoaka: (soaka) mt.p.: Manolo, mampisolo. Ahitsio