Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manatsitsindrana: (tsitsindrana) mt. p.: Mampihoatra na mampanivaka amin'ny namany. Ahitsio
Manatsivalana: (tsivalana) mt. p.: Manisy tsivalana. • Marnetraita zavatra h anaraka ny sakany. Ahitsio
Manatsivetraka: (tsivetraka) mt. p. (manatsivetraha): Mamelatra, mametraka hitoetra amim-piadanana. Ahitsio
Manatsivo: (hatsivo) mt. p.: Manisy vanja indray mamahana. Ahitsio
Manatsizarizary: (tsizarizary) mt. p. (manatsizarizaria): Manao tsinontsinona, maneso: Aza manatsizarizary ny ray aman-dreninao toy io re lanao e! ? Manivaiva: Mandehana fa manatsizarizary foana ny varotray ianareo izany. Ahitsio
Manatsoaka: (tsoaka) mt. p. (manatsoàha): Man ongotra: Manatsoaka fantsika ny mpandrafitra 1 Manala, manesotra: Manatsoaka ny akanjony ny mpilalao fa ma-fana loatra ny andro. Ahitsio
Manatsoboka: na Manoboka (tsoboka) mt.p. (manatsobiiha, manobdha): Mandentika, manasoka: Manatsoboka vy ao anaty rano Rabe. ~ Mampiditra: Manatsoboka ny tanany ao anaty vilany i Bozy. Ahitsio
Manatsofa: (tsofa) mt.p. (ma-n atso fà) : Manapaka amin'ny tsofa: Manatsofa hazo ny mpandrafitra Ahitsio
Manatsofoka: (tsofoka) mt. p. (manatsofoha): Mampiditra ao an afin 'ny...: Manatso foka ny tanany ao anaty uatasarihana i Paoly mba haka ny pensiliny. Ahitsio
Manatsofotra: (tsofotra) mt.p.: Mampirehitra lahim-banjan' ny tafondro. • Manitrika ao anaty rano. Ahitsio
Manatsolotsolo: (tsolo) mt.p.: Manaserana amin'ny afo: Manatsolotsolo akoho. Ahitsio
Manatsolotsolotra: na Manolotsolotra (tsolotra) mt.p.: Mandroso loatra ny tanana (rehefa milalao kanety), manao an-kitsolo. ~ Mandroso kely dia mampihemotra miverjnrberina ny tanana, ny motin'ny bibikely. Ahitsio
Manatsontsorika: (tsontsorika) mt.p. (manatsontsoriha): Mampiondrika ho ambany, mampiraviravy. Ahitsio
Manatsoriaka: (tsoriaka) mip. (manatsoriàha): Mande fa hi-,hazakazaka. Ahitsio
Manatsorofoka: (tsoro foka)mi p.: Mampiditra avy hatrany; manisika avy hatrany. Ahitsio
Manatsororoka: (tsororàka) mt. p.: Mandefa hidina mahitsy mankamin'ny ambany. Ahitsio
Manatsotaka: (tsàtaka) mt.p.: Mampiditra (zavatra) lalina tsara. Ahitsio
Manatsotra: (tsotra) mt p. (manatsiira): Mampivelatra, manampatra: Tokony hanatsotra ny tananao ianao. Ahitsio
Manatsotsotsotso: (tsotsotsotso) mt.p.: Mampamoaka feo toy ny an'ny zavatra dorana ka lemana tampoka. Ahitsio
Manatsovaka: (tsiivaka) mt.p.: Mandoro amin'ny rano mangotraka: Iza no nanatsouaka ny tanan'it? zaza it? tamin' ny solika? Ahitsio