Litera M
Miroa: (roa) mt, s.: Tsy fiteny afa-tsy raha miaraka amin' ny teny toy ny hoe hevitra, saina, tany, fonenana,…tohiny
Miroahana: (roahana) mt. s.: Misalasala, sanganehana, mihambahamba tsy matoky te-na: Niroahana be ihany izy alohan'ny…tohiny
Miroandroana: (roandroana) p. t.: Finaritra, mianoka amin' ny fiadanana.
tohiny
Miroatra: (roatra) mt. s. (miroata): Miseho betsaka indray miaraka: Miaramila ampolony maro no niroatra nivoaka…tohiny
Mirobiroby: (robiroby) mt. s.: Miara-mifalifaly, miravoravo.
tohiny
Miroboka: (roboka) mt. s. (miroboha): Midina ao anaty rano: Aza miroboka ao anaty rano vao maraina ianao fa sao…tohiny
Mirodana: (rodana) mt. s. (mirodĂ na): Mianjera ambony ambany, mikoa, mihotsaka: Nirodana ny tambohonay azon'ny…tohiny
Mirodaroda: (rodaroda) p.t.: Manan-toetra mpandanilany foana.
tohiny
Mirodorodo: (rodorodo) mt, s. (mirodorodoa): Mandeha maso miaraka na mirimorimo ka mitabataba be amin' izany: Inona…tohiny
Mirofotra: (rofotra) mt, s.: (Kitrotro, bonibony...) Miseho mibontsimbontsina na mipoapoaka betsaka.
tohiny
