Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Misalebolebo: (salebolebo) mt. s.: Ta handoa, misondrotsondrotra ny ambavafo. ¶ M.h.: Milebolebo, misalebona, misalembona,…tohiny
Misalebona: (salebona) mt s.: Ta handoa, misondrotsondrotra ny ambavafo. ¶ M.h.: Jer. Salebolebo. tohiny
Misalehotra: (salehotra) mt. s. (misalehora): Mai.maika foana; sahisahy; miselontselona amin'ny raharahan'ny sasany:…tohiny
Misalelaka: (salelaka) p.t.: Mibalelaka sady marivo aty. tohiny
Misalesaka: (salesaka) mt, s.: Mitresaka eo amin'ny afovoany; misaraka roa: Mahagaga fa nisalesaka foana teo ilay…tohiny
Misaliadiaka: (saliadiaka) mt. s.: Maimay, mitaitay. tohiny
Misaliaka: (saliaka) p, t.: Tsy lalina aty, be vava. tohiny
Misalobona: (salobona) mt. s. (misalobôna): Misarona ao anaty lamba. tohiny
Misalondo: na Misalondona (salondo) mt. s. (misalonddna): Fano rahona, manjombona. 1 h.o.: Misaron-doha amin' ny…tohiny
Misalotra: (salotra) mt. s. (misalora): Mitondra salotra: Hitako misalotra Rangahy iny rehefa mianjaika. 1 Mitafy…tohiny
Misalovana: (salouana) mt. p. (misalouàna): Mipetraka na mandalo eo anoloan'ny o1ona iray: Aza misalouana olona…tohiny
Misaly: Misalisaly (saly) mt s.: Mihantona na apetraka eo ambony afo;mainina (hazandrano) eo ambony fatana.…tohiny
Misamaka: (samaka) mt. s.: Vaky triatra, misaraka roa: Efa nisamaka ilay hazo ka mora notapahina. 1 Misahana raharaha…tohiny
Misambasamba: (sambasamba) mt. s. (misambasambà): Manao firarian-tsoa, tsodrano, saotra... tohiny
Misamboady: (samboady) mt. s. (misamboadia): Mitondra samboady. tohiny
Misamboaravoara: (samboarauoara) mt. s.: Mihetsika mahery ka mitambolimbolina, mitroatra izaitsizy, mitopatopa sy mivalombalona…tohiny
Misamboritra: (samboritra) mt. s. (misamborita): Misikina lamba: Ny uehivauy matanjaka tao an-tanàna dia nanampy ny…tohiny
Misambotra: (sambotra) mt. p. (misambora): Manao izay hahazoana biby na vorona izay mandeha mafy, manidina, na mandositra;…tohiny
Misamoina: Misamoimoina (samoina) mt. s.: Mamoaka feo mimonomonona, misamonimonina. tohiny
Misamonina: (samonina) mt. s.: Mimonomonona, mingonongonona, misamoina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0326