Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manakorisa: (korisa) mt.p. (manakorisà): Mampisosa, manakisaka midina, mampikororosy. Ahitsio
Manakoro: (koro) mt.p. (manakoroa): Mambory sofina. Ahitsio
Manakoro: na Manorokoro (ka-ro) mt.p. (manakoroa, manorokoroa): Manasavoritaka, manjera Ahitsio
Manakorobobo: (korobobo)mt p. (manakoroboboa): Manao haingana, maika: Manakorobobo it? akanjo it? aho fa rahariva no hakan'ny tompony azy. Ahitsio
Manakorododo: (korododo) mt.p.: Manenjika (biby) mba handehanany haingana. Ahitsio
Manakorodona: (korodona) m t p. (manakoroddna): Mandroaka, manosika avy ato aoriana. Ahitsio
Manakorofoka: (korofoka) mt p. (manakorofoha): Manetsiketsika. Ahitsio
Manakoromby: (koromby) mt p. (manakorombia): Miaro, manaloka, mitahiry, mitandrina mba tsy ho simba Ahitsio
Manakorongo: (korongo) mt p. (manakorongàa): Mampiforitra, mampilefitra, mampifanakaiky. Ahitsio
Manakorontana: (korontana) ma p. (manakorontàna): Ma-nimba ny filaminana, mahatonga ny zavatra tsy ho eo amin'ny toerany intsony, mampisafotofoto: Iza no nanakorontana ny taratasiko teto ambony latabatra? ~ Mampitabataba: Nisy nanakorontana ny fanjakana. Ahitsio
Manakorosy: (korosy) ?nt. P. (manakorosia): Mampikorotsaka sady manosika. Ahitsio
Manakorotika: (korotika) ma p. (manakoroteha): Mandrovitra, manakotika; manimba; manasavorovoro. Ahitsio
Manakorotsaka: (korotsaka) ma p. (manakorotsaha): Mampidina, manakoriana. Ahitsio
Manakory: (manao akory): Teny entina miarahaba sahala amin'ny "manahoana": Manakory aby ianareo? Ahitsio
Manakosesy: (kosesy) mt.p. (manakosese): Manao haingana tsy misy fiatoana, tsy ankijanon& Ahitsio
Manakosina: (kosina) ma p. (manakosena): Mandoto: A-za manakosina ny akanjonao amin'ny vouoka ~ Mampiaraka amin'ny olona tsy ampoka, fatritran'olona: Fadio ny manakosina ny zanakao amin'iny olona iny. Ahitsio
Manakositra: (kositra) mt.p. (manakosira): Mandilotra, mampihodinkodina hazo kely lava eo ambonin'ny hazo iray mba hah azoana afo. Ahitsio
Manakosoka: (kosoka) mt.p. (manakosoha): Mampandalo (ny tanana, borosy) eo ambonin'ny zavatra iray mba hamp ahadio azy. Ahitsio
Manakotana: (kotana) mt.p. (manakotàna): Manakotaba, mampikorontana, mampikomy. Ahitsio
Manakotikotika: (kotika) mt.p. (manakotikoteha): Mandrovitra sady manapotipotik& Ahitsio