Litera T

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Tikina: Tikintikina a.: Fandeha na famindra mieboebo mianjonanjona. - t.i.f.: Mitikintikina, fitikintikina, mpitikintikina 1 itikintikinana, fitikintikinanna / mahatikintikina. Ahitsio
Tikitiky: a.: Ny fipipikan'ny famantaranandro, na ny milina mihodina sasany: Ny tikitikin'ny famantaranandro. i t.f.f•: Mitikitiky, fitikitiky. Ahitsio
Tilikambo: a.: Ilany avo milangalanga amin'ny trano sasantsasany, izay maziina boribory na efa-joro ny bikany, ka atao ho fitiliana avy any ambony: Ny tibikambo dia atao tranon-dakolosy amin'ny fiangonana. Ahitsio
Tilina: (tily) mt. ih. (tilio): Tsfkilovina. ? Zahana taratra. Ahitsio
Tily: a.: Mpitsikilo, mpizaha taratra — (jar. Antily). - t.i.f.: Tilina, atily, voatily 1 mitily, fitily, mpitily 1 itiliana, fitiliana 1 mahatily. ¶ M.h.: Antily, mpitily, mpitsikilo, mpitaratra, mpizaha taratra, drakadraka, mpiambina. Ahitsio
Tily:Rantsana skoto manabe zazalahy iray eto Madagasikara Ahitsio
Tinabataba: (tabataba) mt, ih. misy tsofoka in: Voatabataba, tabatabaina, helingelenina amin'ny kotaba, horakoraka: Notinabatabany ny raibeny niasa. Ahitsio
Tinafika: (tafika) mt. ih, misy tsofoka in: Tafihina: Notinafiky ny fahavalo ny tanàna ka basa nandositra daholo ny mponina Ahitsio
Tinafo: (tafo) mt ih. misy tsofoka in: Voatafo, tafoina: Efa ela ve no notinafo ity tranonareo ity? ? Atao tafo: Herana sa inona no notinafonareo ny tran4nareo? Ahitsio
Tinafy: (tafy) mt. ih. misy tsofoka in: Voatafy, tafina: Io no lamba notinafiny. Ahitsio
Tinaha: (taha) mt ih. misy tsofoka in: Voataha, omena ta-ha: Tsy nanaiky ny uadibe taloha raha nitady hampirafy Rangahy raha tsy notinaha. Ahitsio
Tinahaka: (tahaka) mt, ih. misy tsofoka in: Tahafina, itovizana: Iza àry no notinahak' ity zaza ity? Ahitsio
Tinahy: (tahy) mt. ih. misy tsofoka in: Voatahy, tahina, ambinina, ampiana: Notinahin'ny Razana izy. Ahitsio
Tinaingina: (taingina) mt. ih. misy tsofoka in: Taingenana, ipetrahana: Notinainginy ilay hazo fisaka ka tapaka. Ahitsio
Tinaitra: (taitra) mt. ih. misy tsofoka in: Tairina, fohazina: Notinaitran'ny poa-basy ny zaza. ? Voatampoka, gaga: Tinaitran'ilay uaouao i dada ka nandraiki-narary, Ahitsio
Tinaiza: (taiza) mt. ih, misy tsofoka in: Tezafna, karakaraina, velomina: Zaza notinaizako ireny, Ahitsio
Tinakatra: (takatra) mt. ih. misy tsofoka in: Voatakatra, takatra: Tsy tinakatry ny sainao izany fa aza mibedibedy eo. Ahitsio
Tinakona: (takona) mt. ih. misy tsofoka in: Iarahan'ny maro mitondra, entin'ny ma-ro miaraka. Ahitsio
Tinakona: (takona) mt. ih. misy tsofoka in: Voatakona, takonana: Tinakon'ny hazo ny tranonay. Ahitsio
Tinaky: (taky) mt ih. misy tsofoka in: Voataky, takina: Notinakin'ny tompony ny trosa ka very heuitra Rabe. Ahitsio