Litera A

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Avona: Avonavona a: Fiheverana ny tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona: Vonton'ny avonavony ny anao lahy ka mahatsikaiky indray. 1 Eboebo, tohatoha, dohadoha: Ny avonavon'ny firinga mievotra 1 Anjonanjona: Tsy azoko le-farina ny avonauony. 1 Tsy firaharahana ny hafa: Nandray ahy tamin'avona ilay olona nefa tsy norahorahaiko. i t.i.f.: Miavona, fiavona, mpiavona / iavonana, fiavonana. - F.-p.: An'ovona: am-piavonavonana. / Avom-po: fanaovana ny tena ho zavatra. / A-von-kevitra: hambo, fihamboana. / Auom-bava: fitenenana feno avona. Ahitsio
Avondrona: (vondrona) mt. at. (avondrôny): Atambatra mba hikambana ho iray: A-uondrôny daholo ny olonairay tanàna mba tsy hahombiazan'ny mpampisara-bazana Ahitsio
Avongady: (vongady) mt. at. (auongadio): Amidy mitambatra, miaraka: Moa ts.y navongadin'ilay mpivarotra daholo ny vary tao aminy ka ny kely vola tsy mba nahazo mihitsy! / Atao miharihary, mitokana er?, asongadina (filaza amin'ny zavatra lehibe, makadiry): Nauongadiny ter? an-tokotany ilay lao-na vato vao novidiny. Ahitsio
Avongaingy: (vongaingy) mt. at. (avongaingeo): Enti-milaza ny entana na ny zava-mavesatra atao eo an-damosina ka mampilefitra azy. Ahitsio
Avongana: (vongana) mt. at. (avongàno): Atao mivongana. Ahitsio
Avongika: (vongika) mt. at. (auongeho): Vesarana entamavesatra: Aza avongikao ahy daholo ireto sobika feno voasary ireto. Ahitsio
Avongitrika: (vongitrika) mt, at. (avongitriho): Avandravandra mampitahotra toy ny hamono ers' (maso). Ahitsio
Avongo: (vongo) mt, at. (avongàhy): Atoby, atao mifanongoa. Ahitsio
Avonjy: (vonjy) mt. fit. (avonjeo): Entina mamonjy, manampy: Ariary foira monta no azoko auonjy anao aloha fa sahirana koa aho izao. Ahitsio
Avonkina: (uonkina) mt. at. (avonkeno): Aforitra fa tsy atsotra: Avonkeno kely ny tongotrao fa hisy olona handalo, Ahitsio
Avono: (vono) mt, fit. (avonoy): Entina mamono. Ahitsio
Avontirika: (vontirika) mt. at,: Avandravandra be toa hivoaka ny taola-maso mihitsy (maso). Ahitsio
Avonto: (vonto) mt. fit. (avontosy): Entina mamonto. Ahitsio
Avony: (fit.-p.) p.t.: Afenina, misokosoko. Ahitsio
Avoravora: (voravora) mt at. (avorauorao): Goragoraina, gerageraina. Ahitsio
Avorika: (vorika) mt. fit. (avoreho): Entina mamorika, mamosavy amin'ny zava-pihinana. Ahitsio
Avorina: (vorina) mf, at. (avoreno): Ahorona ho tonga kibory: Misaotra an-dRasoa ihany fa navoriny ny kofehy teto. Ahitsio
Avorovoro: (vorovoro) mt, at. (auorovoroy): Asafotofoto, asaritaka. Ahitsio
Avosa: ft.: Fitobian-javatra betsaka miavoavo. - t.i.f.: Miavosa, fiavosa / favosana,fiavosana. Ahitsio
Avosaina: (avosa) mt, ih. (avosay): Atao miavosa; avovona. Ahitsio