Litera F
Fenjaina: na Fenjana (fenja) mt.ih. (fenjao): Gejana, fiazana: Nofenjainy ny tanako ka sosotra aho. ? Tazonina…tohiny
Feno: p.t.: Misy zavatra ao anatiny manontolo, misy rano hatramin'ny morony, henika, himpona: Feno olona ny…tohiny
Fenofeno: (feno) p.t.: Malahelo na tezitra fatratra, nefs toa tsy afaka mivoaka ny alahelo na ny hatezerana. tohiny
Fenoina: (feno) mt.ih, (fenoy): Asiana hatrany amin'ny morony: Fenoina rano ny sinibe. • Ampiana: Fenoy kely…tohiny
Fenomanana: a.: Filazana ny volana rehefa ilay feno vorivory tsara iny ny fitazana azy, * F.-p,: Vofam-penomanana:…tohiny
Fentsahona: a.: Fikainkonana, fikentronana. 1 Mifentsahona, fifentsahona, mpifentsahona.
tohiny
Fenty: p.t.: Kinga ery raha miteny, matselaka amin'ny firesahana. 1 Mifenty, fifenty, mpifenty / ifentifentena,…tohiny
Feo: a.: Izay ren'ny sofina avy amin'ny fipararetran'ny zavatra iray entin'ny rivotra ka tonga mipaika ny…tohiny
Fepetra: a.: Zavatra tsy maintsy hatao na Raina tsy maintsy hananana mba...: Tokana ihany ny fepetra ahazoana…tohiny
Fera: (fr. fer.) a.: Peratra. ? Karao na fitaovana fipasohana. * Vy mitana ny lelan'ny raboha.
tohiny
Ferana: (fetra) mt.ih. (fero): Asiana fetra: Noferon'ny fanjakana ny vidin'ny vary. * Soritana, faritana: Notera-na…tohiny
