Litera F
Frantsay: (fr. français) a,: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Frantsa: Mahatratra 50 tapitrisa mahery…
tohiny
Frera: (fr. frère) a.: (Fiv. kat.) Anarana ilazana ny relijiozy lahy tsy pretra.
tohiny
Fy: Mamy, matsiro: Fy ny toho, fy ny amalona fa ny lelako tsy ataoko jonc) (ohab.), - t.i.f.: Ankafizina…
tohiny