Litera F
Fihirifana: a,: Faritra amin'ny ilan'ny loha an-daniny sy andaniny avy, voafaritry ny maso, ny sonna ary ny takolaka.…tohiny
Fihirihiriana: (hirihiry) a.: Fihenahenana, fandavana, fanaovana ditra; di-doha.
tohiny
Fihirihiry: (hirihiry) a.: Fomba entina mihirihiry, na mihenahena, manda, manao ditra.
tohiny
Fihisatra: (hisatra) a.: Fomba famindra miadana tsikelikely, famindrana miadana taikelikely: Endre izany fihisatry…tohiny
Fihitikitihana: (hitikitika) a.: Fandehanana na famindrana somary mirehareha kely.
tohiny
Fihitikitika: (hitikitika) a.: Fomba fandeha na famindra somary mirehareha kely.
tohiny
Fihitra: a.: Ahitra mantra. ~ Karazan-dalitra fisaka, tokony ho 8 mm ny halavany, fohy ny tandrony, lehibe ny…tohiny
Fihitra: a,: Fitazonana sy famikirana amin-kiry (fer. Fikitra). - t.i.f.: Fihirina, afihitra, voafihitra, tafafihitra…tohiny
Fihitrikitrihana: (hitrikitrika) a.: Filentehana, fifantsitsirana.
tohiny
Fihitrikitrika: (hitrikitrika) a.: Fomba filentika, fifantsitsitra.
tohiny
Fihitso-basy: na Firitso-basy a.: Vy na hazo lavalava kely amin'ny basy natao hamahanana azy taloha, fa ankehitriny…tohiny
Fihitsohana: (hitsoka) a.: Filentehana amin'ny toerana iray tsy ahafahana miala.
tohiny
Fihitsoka: (hitsoka) a,: Toetran'ny zavatra mihitsoka, na milentika amin'ny toerana iray tsy ahafahana miala. tohiny
Fihivingivina: (hivingivina) a,: Fomba fihifikifika.
tohiny
Fihivingivinana: (hivingivina) a,: Fihifikiflhana, fihodinkodinan' (ny loha),
tohiny
Fihivohana: (hivoka) a,: Fifatrarana, fifanetena, fifanizinana.
tohiny
