Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fikiribibiana: (kiry) a.: Fitanana mafy ny hevitry ny tena tsy azo atao ahoana amin' ahoana. tohiny
Fikiribiby: (kiry) a.: Fomba entina mikiribibY. tohiny
Fikirindro: (kirindro) a.: Fomba na toetran'ny zavatra mikirindro, izany hoe matevinamikitroka (hazo, ala...). tohiny
Fikirindroana: (kirindro) a.: Hatevenana, fikitrohana (hazo, ala...). tohiny
Fikiririohana: (kiririoka) a.: Fikiakiavana amim-peo avo sy mafy, tohiny
Fikiririoka: (kiririoka) a.: Fomba fanenon'ny tsots8ka. tohiny
Fikirizana: (kiry) a.: Fikezahana tsy mety kivy, fikokorana manao zavatra. 9 M.h.: Filofosana, filozohana, fimasoana,…tohiny
Fikiry: (kiry) a.: Fombaentina mikiry. tohiny
Fikisahana: (kisaka) a.: Fifindrana toerana kely; fihatahana; fandadiana amin'ny kibo; fandehanana miadana dia miadana.…tohiny
Fikisaka: (kisaka) a.: Fomba entina mikisaka, na mandady amin'ny kibo, mandeha miadana dia miadana. tohiny
Fikisina: (kisina) a,: Fomban' ny olona mikisina, izany hoe malai-mihetsfka, kamo ny hiarina na handeha fa mitaredretra…tohiny
Fikisinana: (kisina) a.: Falaimihetsika; tsy fiaingana avy hatrany fa mitaredretra noho ny hakamoana: Vary andro…tohiny
Fikisohana: (kisoka) a.: Fitotoana (paraky). tohiny
Fikisoka: (kisoka) a.: Fomba entina mikisoka. • p.t.: Azo kisohina: Tsy mbaparaky fikisoka angaha itony! tohiny
Fikitakita: (kitakita) o.: Fomba entina mikitakita, na manifakifaka amin-katezerana. tohiny
Fikitakitana: (kitakita) a,: Fanifakifahana amin-katezerana. tohiny
Fikitambiana: (kitamby) a.: Fitondrana kitamby. tohiny
Fikitamby: (kitamby) a.: Fomba fitondrana kitamby. tohiny
Fikitihana: (kitika) a.: Fanohinana. tohiny
Fikitika: (kitika) a.: Fomba entina mikitika, na manohina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0238