Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera F
Fioritra: (oritro) a.: Toetran' ny zavatra mioritra, izany hoe misy ketronketrona: Fioritry ny zamba no mahatonga…tohiny
Fiosanosana: (osanosana) a.: Fomban'ny olona miosanosana, izany hoe mihinana mamosibosika aoka izany.
tohiny
Fiosanosanana: (osanosana) a.: Fihinanana mamosibosika aoka izany, mandrepodrepoka, mandrapadrapaka.
tohiny
Fiotinotina: (otinotina) a.: Fomban'ny zavatra miotinotina, mihozongozona, mihetsiketsika.
tohiny
Fiotinotinana: (otinotina) a.: Fihozongozonana, fihetsiketsehana.
tohiny
Fiotrehana: (otrfka) a.: Fipetrahana amin'ny toerana ma-fana mba ho masaka; Maharitro hafiriana ny fiotrehan' ny…tohiny
Fiotrika: (otrika) a.: Toetran' ny zavatra miotrika, lzany hoe apetraka elaela amin'ny toerana iray mba ho masaka.…tohiny
Fiovana: (ova) a.: Fanjariana ho hafa, fiofoan; Ny fiouan' ny gamoina ho lolo. ~ Fihatsarana na fiharatsiana:…tohiny
