Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Firebarebana: (rebareba) a.: Fitaritarihan'ny akanjo amin' ny tany; fitondrana akanjo lava mitaritarika. tohiny
Firebehana: (rebika) a.: Fandihizan-kafaliana misy tsinjaka. tohiny
Firebika: (rebika) a.: Fomba entina mirebika, mitsinja-kafaliana. tohiny
Fireboka: (reboka) a.: Fomba entina mireboka, na mandanilany foana amim-pieboeboana tohiny
Firedahana: (redaka) a.: Toetran-javatra misy lelafo mijoalajoala. tohiny
Firedaka: (redaka) a.: Toetran' ny zavatra miredaka. tohiny
Firedareda: (redareda) a.: Toetran'ny afo miredareda. tohiny
Firedaredana: (redareda) a.: Firehetana misy lelafo miioalajala sy maharitra. tohiny
Firediredena: (rediredy) a.: Fitenitenenam-poana tsy misy heviny. tohiny
Firediredy: (rediredy) a.: Fomban'ny olona mirediredy, miteniteny foana. tohiny
Firedona: (redona) a.: Toetran' ny zavamaneno maneno indray miaraka, toetran'ny hira ezahina indray miaraka. tohiny
Firedonana: (redona) a.: Fanenoana miaraka, fihirana na fikiakiavana mafy indray miaraka. tohiny
Firefahana: (refaka) a.: Fitaritaritan'ny akanjo mifafa amin'ny tany. tohiny
Firefaka: (refaka) a.: Toetran' ny zavatra mirefaka, mitaritarika amin'ny tany. tohiny
Firefotana: (refotra) a.: Firiatana, fitefohana; fipoahana. tohiny
Firefotra: (refotra) a.: Toetran' ny zavatra mirefotra, miriatra, mitefoka, mipoaka. tohiny
Firehafana: (rehaka) a.: Fiderana tena izaitsizy. tohiny
Firehaka: (rehaka) a.: Fomba entina mirehaka, midera tena izaitsizy. tohiny
firehana: fironan'ny saina mankany amin'ny foto-kevitra iraytohiny
Firehetana: (rehitra) a.: Fiterahana lelafo sy hafanana; fisafoahana; hamaivain'ny hidihidy. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0268