Litera F
Firoritra: (roritra) a.: Toetra na fomban'ny zavatra miroritra, izany hoe mihalava raha sintonina.
tohiny
Firotahana: (rotaka) a.: Fanimbana zavatr'olona ho fanehoana tsy fahafaliana.
tohiny
Firotaka: (rotaka) a.: Fomba entina mirotaka, na manimba zavatr'olona ho fanehoana tsy fahafaiiana. 'Firotehana…tohiny
Firotoroto: (ro toroto) a.: Fomba entina mirotoroto, izany hoe manao zavatra haingana, na midodododo rehefa manao…tohiny
Firotorotoana: (ro toroto) a.: Fanaovana zavatra haingana, fidodododoana rehefa manao zavatra.
tohiny
Firozaroza: (rozaroza) ci.: Toetran'ny zavatra mirozaroza, izany hoe miraviravy misy miramborambo na mihantonkantona…tohiny
Firozarozana: (rozaroza) a.: Firaviravezana misy miramborambo na mihantonkantona betsaka.
tohiny
Firozatana: (rozatana) a.: Firoridroritana.
tohiny
Firy: p.mnt,: Entina manontany ny isa: Firy ny rantsantananao? / Firy no isan'ny rantsantananao? - t.i.f.:…tohiny
Fisabaka: (sabaka) a.: Fomba entina misabaka na mampihataka ny tongotra roa ho malalaka kokoa ny elanelany: Mompihomehy…tohiny
Fisabakana: (sabaka) a.: Fampihatahana ny tongotra roa mba ho malalaka kokoa ny elanelany.
tohiny
Fisabobaka: (sabobaka) a.: Toetran'ny zavatra misabobaka na mivonto, mibontsin.
tohiny
Fisabodehana: (sabodika) a.: Fifangaroana, fisaritahana, fifandisoan'ny teny lazaina sy ny zavatra atao.
tohiny
