Litera F
Fitibatiba: (tibatiba) a.: Toetran'ny zavatra mitibatiba, feno rano (fiteny indrindra amin'ny kibo), midibadiba.…tohiny
Fitifihana: (tifika) a.: Fipitihana, fitsipihana, fialana mahery.
tohiny
Fitifirana: (tifitra) a.: Famelezana amin'ny basy, tafoudro, tsipika: Tsy niato ny fitifiran'ny fahavalo, ~ H.o.:…tohiny
Fitifitra: (tifitra) a.: Fomba entina mitifitra na mamely amin'ny basy, tafondro, tsipika.l p, t.: Azo tofirina.…tohiny
Fitihintihana: (tihintihana) a.: Fomba entina mitihintihana, izany hoe mirehareha amin' ny fandeha na ny famindra.…tohiny
Fitihintihinana: (tihintihina) a.: Firehaxehana amin'ny fandeha na ny famindra: Endre izany fitihintihinan'I-sambilo…tohiny
Fitikintikina: (tikintikina) a,: Fomba entina mitikintikina, izany hoe mandeha na mamindra amim-pieboeboana.
tohiny
Fitikintikinana: (tikintikina) a.: Fandehanana na famindrana amim-pieboeboana.
tohiny
Fitikitiky: (tikitiky) a.: Fipipika, fipaipaika.
tohiny
Fitiliana: (tily) a.: Fikendrena: Fitiliana ny vorona hotofirina. ? Fanaraha-maso, fitarafana, fizahana taratra:…tohiny
