Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitrevatreva: (trevatreva) Toetran'ny olona mitrevatreva, izany hoe mivatravatra sy miriadriatra rehefa mandeha. tohiny
Fitrevatrevana: (trevatreva) a.: Fivatravatràna sy firiadriatana rehefa mandeha. tohiny
Fitriarana: (triatra) a.: Faharovitana, fahatatahana, fitsefahana: Hatrany ambony ka hatrany ambany ny fitriaran'…tohiny
Fitriatra: (triatra) a.: Toetran' ny zavatra mitriatra na rovitra, tataka, mitsefaka. tohiny
Fitrifana: (trifana) a.: Toetran' ny olona na bibY mitrifana, izany hoe tsy mipetraka tsara fa mirifatra atsy mirifatra…tohiny
Fitrifanana: (trifana) a.: TsY fipetrahana tsara fa mirifatra atsy mirifatra aroa; fihavatravarana; fihoalahoalana.…tohiny
Fitrikatrika: na Fitrikitriky (trikatrika na trikitriky) a.: Toetran'ny olona mahia, izay mitrakitraky ny taolany.…tohiny
Fitringatringa: (tringa) a.: Toetran'ny olona mitringatringa, izany hoe mandringa, mikotringa. tohiny
Fitringatringana: (tringa) a,: Fandringàna, fikotringàna. tohiny
Fitringitringiana: (tringitringy) a.: Fivohirana matsilotsilo. tohiny
Fitringitringy: (tringitringy) a.: Toetran'ny zavatra mitringitringy, izany hoe mivohitra matsilotsilo. tohiny
Fitrirana: (tritra) a.: Fitsefbrana, fiboànana, fangetorana. tohiny
Fitritratritra: (tritratritra) a.: Toetran'ny olonamitritratritra, izany hoe mipelipelika sy mitsambikimbikina manakotaba…tohiny
Fitritratritrana: (tritratritra) a.: Fipelipelehana sy fitsambikimbikinana manakotaba ny sasany: Tsy tohako ny fitritratritran'it?…tohiny
Fitritritritry: (tritry) a.: Fitrakitraky ny tritry na ny taolan-damosina. tohiny
Fitroahana: (troaka) a.: Fandrenesana maharary eo amin' ny takiba ka mahatonga ho tsy avy miaina, manevika. tohiny
Fitroaka: (troaka) a.: Fomba na toetran'ny olona mitroaka na manevika. tohiny
Fitroarana: (troatra) a.: Fialana tampoka amin'izay misy ny tena noho ny hatairana: Ohatra ny tselatra ny fitroaran-dRabe…tohiny
Fitroatra: (troatra) a.: Toetran' ny olona na biby mitroatra, izany hoe taitra tampoka ka miantsambotra na mandrifatra…tohiny
Fitrohana: (troka) a.: Fisintonana amin'ny orona na ny vava amin'ny alalan'ny rivotra: Ampianaro ny zandrin' ise…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0327