Litera F
Fositra: a.: Hazo mafy dilorina eo ambonin'ny hazo malemy anankiray hahazoana afo. - t.i.f.: Foserina, afositra,…tohiny
Fositra: a,: Bibikely homana ny fakan'ny zavamaniry, toy ny fary, voavahy... * Ohab.: Fositro ue no tsy ambolem-boavahy:…tohiny
Fotafota: a.: Fandraisana zavatra (indrindra ny sakafo) amin'ny tanana tsy madio ka manafotetaka izany amin'ny…tohiny
Fotafotaina: (fotafota) mt. ih. (fotafotao): Lotoina, fotetahana.
tohiny
Fotaka: a.: Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama. ¶ M.h.: Dilatra: tsara homarihina anefa…tohiny
Fotetahana: na Fotetahina (fotetaka) mt. ih. (fotetaho): Takosenana fotaka na zavatra malemy tahaka ny fotaka. tohiny
Fotetaka: a.: Loto mitakovana toy ny fotaka malemy mipetaka amin'ny tena. 1 Zavatra mitsiranorano raraka amin'ny…tohiny
Fotitra: a.: Fifamadihan-javatra ka ny tokony ho ambony lasa ambany. - t.i.f.: Afotitra, mamotitra, famotitra,…tohiny
Fotoana: a.: Faharetana voamarlky ny fifandimbiasan' ny andro sy ny alina, ny tao-na, ny zava-dehibe nitranga:…tohiny
Fotofoto: a.: Fisavoritahana, fikorontanana be ihany, fiparitahan-javatra tsy araks ny tokony ho izy. - t.i.f.:…tohiny
Fotofotoina: (fotofoto) mt. ih, (fotofotoy): Korontanina atao misafotofoto: Fotofotoy ange io kofehy Io e.
tohiny
Fotografia: (fr. photographie) a.: Fakana sary amin'ny alalan'ny hazavana avy amin'ny zavatra alain-tsary izay miraikitra…tohiny
Fotorana: na Fotorina (fototra) mt. ih, (fotory): Raisina eo akaikin'ny fototra: Fotorina ny zanakazo vao ongotana.…tohiny
Fototra: a.: Antony voalohany nahatonga, niaviana: Andriamanitra no fototry ny soa rehetra. / Tsy fahampian-tsakafo…tohiny
Fotrafotra: PDongadonga, vaventy. ¶ M.h.: Botrabotra.
tohiny
