Litera H

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Harakaraka: a.: Karazam-borona. Ahitsio
Harambola: a.: Kavina volafotsy. Ahitsio
Haramy: a.: Dintin'ny hazo a-tao hoe ramy. - t.i.f.: Mangarana, mangarangarana. Ahitsio
Haran-tratra: a.: Anarana omena ny fitambaran'ny taolana mamefy ny fo sy ny havokavoka, dia ny taolan-tratra, ny taolan-tehezana ary ny taolan'ny hazondamosina. Ahitsio
Harana: a: Taho na zaran-javatra, zarana: Haran'angady. Ahitsio
Harana: ft.: Fitadiavana, fikarohana sy fihazana. * t.i,f,: Haranina lmiharana, fiharana 1 iharanana, fiharanana. Ahitsio
Haranana: a.: Paosy faharoa (manarakaraka ny takoribabo) amin'ny vavonim-borona, izay misy vatokely madinika be dia be manorotoro ny sakafony. Ahitsio
Harangarana: a: Fitsikilovana, fizahana taratra, fijerena miafina, izany hoe mahita nefa tsy hita * t.i.f.: Harangaranina, voaharangarana, tafaharangarana 1 manarangarana, fanarangarana, mpanarangarana I anarangaranana 1 mahaharangarana. Ahitsio
Harangaranina: (harangaranina) mt. ih. (harangarano): Jerena amin'ny loaka kely, tsikilovina: Noharangaraniko tamin'ny uarauarankely ilay vahiny. Ahitsio
Haranina: (harana) mt. ih. (harano): Tadiavina, karohina. Ahitsio
Haranjo: p.mt.: Hatreo amin' ny ranjo ny halaliny. Ahitsio
Haranjono: a.: Hazo lava marotsaka fasiana ny tadim-pintana er? amin'ny tendrony ambony. Ahitsio
Harankana: a sady p.t.: Kapotsaka, mpamitaka amin'ny laingalainga ka tsy azo toky loatra amin'izay lazainy. Ahitsio
Hararaotina: (hararaotra) mt. ih, (hararaoty): Vonjena ha-tao sao tsy misy hahazoana manao azy intsony: Hararaoty izao vidim-bary mora izao mba hiuidianana betsaka. - Ampiasaina ny fahavoazan' ny sasany mba hamelezana azy bebe kokoa: Nohararao• tinao ny tsy naha-teo ahy mba hanaovanao ny fifaninanana Ahitsio
Hararaotra: a.: Fery vao main-ka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra. ? Fanampiana trotraka, famelezana ny efa voa. ? Famonjena hanao zavatra haingana noho ny fahatahorana sao tsy misy hahazoana manao azy intsony. - t.i.f.: Hararaotfna, voahararaotra / manararaotra, fanararaotra, mpanararaotra 1 anararaotana, fanararaotana. Ahitsio
Hararetra: a.: Fangovitana. i t.i.f.: Mihararetra. Ahitsio
Harariana: Faharariana a: Ny aretina, ny fanaintainana; hasaozanina. Ahitsio
Hararo: a.: Fitanana, fanaovana izay hahatratra aoriana; fanadalana, / Hararoina, voaharo / manararo, fanaraxo, mpanararo J anararoana, fanaxaroana. Ahitsio
Hararoina: (hararo) mt. ih. (hararoy): Lalaovina, sembantsembanina, sampontsamponana, Ahitsio
Harary: (rary) a,: Fanaintainana, fangirifiriana: Tsy tantiko ny hararin'ny nifiko. Ahitsio