Litera K

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Kirandrambehivavy: a: Anarana nomena koa ny voafotsy any Imerina sy ny fandramanana any Setsileo. Ahitsio
Kirandriambavy: a: Anaran' ny voafotsy amin'ny Sakalava. Ahitsio
Kirangomena: a.: Karazam-bomanga mena aty ny vodiny. Ahitsio
Kiranjay: a.: Zavamaniry manipofona (ny kiranjay dia misy fofona tsy tian'ny aloy na ny moka ka ataon'ny olona eo an-doha fandriana tsy hanakaikezany azy). Ahitsio
Kirarirary: a: Lalaon'ny ankizivavy kely izay mandrarirary tsihy na satroka amin' ny fahitany ny ataon'ny lehibe. Ahitsio
Kiraro: a : K arazam,pitafiana afono ny tongotra mba hiaro azy, izay matetika vita amin' ny hodi-biby, na indraindray koa amin'ny fingotra na lamba. 6 tif: Kiraroana, akiraro, voakiraro 1 manakiraro, fanakiraro, mpanakiraro / anakiraroana, fanaldraroana 1 mikiraro, fikiraro, mpikiraro I ikiraroana, fikiraroana / mahakiraro / kiraroraro. • F.-p.: Kiraro an-trano: kiraro tsy feno daholo ny tampony. 1 Kiraron'i Beminahy: ny tongotra ilany ihany no misy kiraso. / Kiraro iray aman'olona: enti-milaza ny kiraro miara-droa ho an'ny tongotra havia sy havanana (iray lomisy) / Kiraro Uerinia: kiraro vita tamin'ny hoditra mangirangirana. * Ohab.: Mandeha ila ohatra ny kiraron'i Beminahy: entimilaza zavatra roa tokony hiaraka, nefa tsy tafaraka, fa ny iray ihany no ampiasaina na anaovana. / Solafaka omen-tehina; potraka omenkiraro: ilazana ny olona mbola sahirana ihany na dia efa omena zava-tsoa aza. Ahitsio
Kiraroana: (kiraro) mt ih. (kiraroy): Omena kiraro, asiana kiraro: Kiraroy ny ankizy, ry Ketaka Ahitsio
Kiraviravezana: (kiraviravy) mt. pdr. (kirauiraoexo): Asiana zavatra mikirazorazo eo amboniny: Azo kirauirauezanao ny pataloanao ny lohako. Ahitsio
Kiraviravy: a: Fihantonana ary fikirazorazoana tsy mitehika amin'ny tany. - t.i.f.: Kiraviravezana, akiraviravy, voakiraviravy, tafakiraviravy / manakkraviravy, f anakiraviravy, mpanakiraviravy 1 anakiraviravezana, fanakiravkavezana / mikiraviravy, fikiraviravy / ikiravirava zana, fikiraviravezana / mahakiraviravy. Ahitsio
Kirazorazo: a.: Fihantonana mihevaheva tsy mitehi-tany. i t i f : Akirazorazo, voakirazorazo, tafakirazorazo / manakirazorazo, fanakirazorazo, mpanakirazorazo / anakixazorazoana, fanakirazorazoana / mikirazorazo, fikirazorazo, mpikirazorazo / ikirazorazoana, fikirazorazoana 1 mahakirazorazo. Ahitsio
Kirepoka: Mitovy amin'ny Karepoka. Ahitsio
Kiria: (Ski) a.: Nendramainty. Ahitsio
Kiribiby: (kiry) a: Kiry mihoapampana, di-doha, fihenahenana, fikitrohana. Ahitsio
Kirihitra: a sady p.t.: Hazo madinidinika miara-maniry, mitsitokotoko eny an-dohasaha na an-kavoana. - F.-p.: Kirihitr'ala: ala kely mivondrona sy matevina. Ahitsio
Kiriho: (Ski) a: Viliavoatavo. Ahitsio
Kirija: a: Karazan-kazandrano mitovy amin'ny amalona. Ahitsio
Kirijy: (Tsm) a.: Karazan-kazo anisan'ny ahazoana kirany tsara azo tenomina (Urena lobata). Ahitsio
Kirika: a: Antontan-javatra mafy miavosa: Kirikam-bato, kirikan-taol ana Ahitsio
Kirikipy: a: Fahasorisorenana, hasosorana. • Fihenjanana amin'ny hevitra tanana. - t.i.f.: Manirikiry, fanirikiry, mpanirikiry 1 anirikhiana, fanirikiriana / kirikirina 1 mahakirikirina. Ahitsio
Kirikirina: (kiry) p. t: Sorisorena, sosotsosotra. Ahitsio