Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manatatao: (tatao) mt.p. (manatataova): Mametraka eo ambony loba. Ahitsio
Manatataro: (tataro) mt.p. (manatataroa): Manafo tataro. Ahitsio
Manatatavoka: (tatavoka) mt. p.: Mametraka olona hitsotramivalandotra. Ahitsio
Manatatra: (tatatra) mt.p. (manatàra): Manao tatatra. ? Ma-ka vola bé amin'olona, mikapa, mijijy. Ahitsio
Manatavona: (tavona) mt.p.: Manosotra, manosina mena-ka, manafotetaka. Ahitsio
Manatefaka: (tefaka) mt.p. (manatefaha): Mamely tehamaina. • Mamely amin'ny teny mafy, maharary. Ahitsio
Manatefoka: (tefoka) mt.p.: Mitifitra. ~ Manapaka rantsan-kazo. 1 Mamely tehamaina. Ahitsio
Manatete: (tete) mt.p. (man ateteva): Mampidina (rano na fanafody) mitsitaitaika toy ny patrakala. Ahitsio
Manatevina: (teuina) mt.p. (manateuena): Manalehibe ny indrakely, manampy sosona. Ahitsio
Manatifika: (tifika) mt.p.: Manapitika. Ahitsio
Manatitra: (atitra) mt.p. (manatera): Manolotra, manome zavatra ho an'olona: Nana-titra uorona ho an'i dadatoa izahay tamin'ny 26 Jiona. 1 Mitondra miverina, mamerina: Mahagaga ahy fa mbola tsy nanatitra ny volako izy hatramin'izao. 1 Miara-dalana amin'olona avy arnin'ny toerana iray mankamin'ny toerana iray hafa mba hiaro na hanome voninahitra: Miaramila roa lahy no nanatitra anay. ? Manao veloma mpandeha any amin'ny toerana iaingany: Nanatitra an-dry zoky teny amin'ny fiantsonan-dalamby izahay ornaly maraina •Miaraka amin' ny mpanambady ka marnetraka azy any an-tranony: 0-lona betsaka no nanatitra ny mpanambady. Ahitsio
Manato: (nato) mt.p.: Mandoko mena amin'ny hoditry ny nato. * Fiten.: Aza arian-davitra ohatra ny uilanibe nanatoana: enti-miangavy tsy hanary ny olona nahitana soa na dia e-fa antitra sy tsy ilaina intsony ara izy. Ahitsio
Manatoa: (toa) mt.p.: Manasina; manirY soa. Ahitsio
Manatobaka: (tobaka): Mampihoa-pefy. Ahitsio
Manatodika: (todika) mt.p. (manatodiha): Manodina ny loba, ny lakana... Ahitsio
Manatofantsika: (tofantsika) mt. p.: Manao zavatra ohatra ny volantsinana, ohatra ny andohalambo; mandantsika; manantsika; mamokoka. ? Mampiandry ela. Ahitsio
Manatofatofa: (tofatofa) mt. p.: Manetsiketsika, manofahofa Ahitsio
Manatofefika: (tofefika) mt.p.: Manongjlana, mampiraika, mandrona. Ahitsio
Manatofezaka: (tofezaka) mt, p.: Mahatrotraka, tsy manome hanina. Ahitsio
Manatofintofina: (tofina) mt. p.: Manetsiketsika, mampanonjan onja, mampitopatopa (volon-doha). Ahitsio