Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manatotongana: (totongana) mt.p.: Mampihilana, manohoka: Manatotongana ny siny izy. ~ Mihoatra, misongona: Nanatotongana ny rahavauiny izy. Ahitsio
Manatovevy: (tovevy) mt.p.: Manatongilana. Ahitsio
Manatrabaka: (trabaka) mt.p., (manatrabàhaf: Mandentika zava-maranitra lalina ao ana-t? nofo na zavatra malemy hafa; manindrona higorobaka. Ahitsio
Manatrafana: (irafana) mt.p.: Mampitroatroatra; mampitrifana. Ahitsio
Manatraingo: na Mitraingo (it? faharoa US, no fampiasa matetika kokoa) (traingo) mt.p.: Mikapa amin'ny antsy ny tongo-biby hatreo amin'ny lohalika no ho midi-na: Mitraingo omby. Ahitsio
Manatraka: (traka) mt.p. (manatrakà): Manarina (ny loba) hiatrana tsars. Ahitsio
Manatrana: (satrana) mt.p.: Manao satrana, manandrana zavamaneno. Ahitsio
Manatranga: (tranga) mt.p.: Mampiseho lany. Ahitsio
Manatratra: (traira) mt.p. (manatràra): Manao izay hahatongavana eo amin'izay enjebina: Manatratra mpangalatra 1 Manao izay hahavonjena olona eo amin'ny toerana misy azy: Nanatratra anao tamin'ny fito aho fa efa lasa ianao. ¶ M.h.: Mamonjy, ~ Miezaka mba hahatratra olona na biby mandeha erry aloha: Nanatratra ilay soavaly' uoalohany ilay fahama fa tsy nahatratra Ahitsio
Manatratreva: (tratreva) mt p.: Mampitrifantrifana ats? sy asti. Ahitsio
Manatrebika: (trebika) mt.p.: Manin drona amin-java-maranitra, mandoaka. Ahitsio
Manatrebona: (trebona) mt.p.: Manatsatoka zava-m arani-doha Ahitsio
Manatresaka: (tresaka) mt.p. (manatresaha): Mamaky sady mampivava na mampiveraka. Ahitsio
Manatrifana: (trifana) mt.p.: Mampirifatra atsy mampirifatra aroa. Ahitsio
Manatrika: (atrika) mt.p. (manatreha): Mahita maso: Nanatrika ny namonoana an'i Rainandriamampandry, ho-no, ny raibeny. ~ Tonga amin'ny...: Tsy nanatrika ny fivoriana izy ornaly fa nanavy. ? p.t.: Manoloana, tandrify, amin'ny toerana manandrify: Manatrika ny lapan'ny tanàna ny tranonay. Ahitsio
Manatringitringy: (tringitringy) mt.p.: Manao izay hahatonga milfngilingY. Ahitsio
Manatritratritra: (tritratritra) ma p.: Manao izay hahatonga mipelipelika; manakorontana ny sasany. Ahitsio
Manatroatra: (troatra) mt p.: Mampiala tampoka amin'izay misy ny tena: Asa izay nanatroafra azy teo fa gaga daholo ny olona nahita azy lasa. Ahitsio
Manatrobaka: (trobaka) mt p,: Managorobaka amin'ny zava-maranitra, Ahitsio
Manatrona: (satrona) mt.p.: Maka valala amin'ny tsihy na lamba na harona. Ahitsio