Litera M
Misamontitra: (samontitra) mt. s.: Tezitra, misafoaka, vinitra izaitsizy, mitroatran'ny hatezerana: Nisamontitra ta-min…tohiny
Misamosy: (samosy) rat. s.: Zara raha mandroso, miadampandroso: Misamosy izany fandehan'ny raharahantsika izany.…tohiny
Misampana: (sampana) mt. s.: Misy rantsana, mirantsana: Etsy alohaloha etsy dia misampana roa ny lalana ka ny hauia…tohiny
Misampina: (sampina) mt. p.: Manipy ny ila lamba eo ambony soroka: Misampin-damba. /Misampin-kauia no tiandRamatoa…tohiny
Misampotina: (sampotina) mt. s.: Misafotofoto misaritaka: Taratasy miaampotina, 1 Misangodingodina, mitambolimbolina:…tohiny
Misampy: (sampy) mt s. (misampia na misampaza): Misavily eny am-bozona. 1 h. : Manaraka sampan-dalana.
tohiny
Misanasana: (sanasana) mt. s. (misanasanà): (vava) Misokatra be ka tsy miafina ny ao anatiny fa miharihary daholo,…tohiny
Misandoka: (sandoka) mt. p. (misandoha): Milaza tena ho izao na izao: Nisandoka ho iraky ny manam-pahefana izy.…tohiny
Misandrahaka: (sandrahaka) mt. s.: Mirantsandrantsana, misampantsampana: Tsy misandrahaka firy io hazo io.
tohiny
Misandratra: (sandratra) mt. s. (misandrata): Miakatra, mianika amin'ny toerana avo, misondrotra, misavoana: Misandratra…tohiny
Misanehaka: (sanehaka) mt. s.: Misefosefo sy sempotra, miehakehaka, tsy avymiaina: Nihazakazaka izy ha nisanehaka.…tohiny
Misanèka: (sanaka) mt. s.: Misoka-bava mitanatana npho ny Btalanjonana: Nisanàka elabe teo ny adalalahy.
tohiny
Misangaingy: (sangaingy) mt. s.: Mifanongoa miavosa amin' ny toerana anankiray. 1 h.o.: Miambonimbony fatratra. tohiny
Misangazona: (sangazona) mt. s. (misangazona): Mifikitra a-min' izay voaray.
tohiny
Misangeloka: (sangeloha) mt. s.: Manao fihetsika hafahafa, miangentsam-pihetsika, tsy manao ohatra ny olona rehetra.…tohiny
Misangerina: (sangerina) mt. s. (misangerena): Mandalo dia miverina, mitamberina.
tohiny
Misangisangy: : Jer. Misangy.
tohiny
Misangodina: (sangodina) mt. s. (misangod (na) : Mihodinkodina eo an-toerana ihany: Hosoloako ity tandrimoko ity…tohiny
