Litera M
Misatry: (satry) mt. s.: Manao araka ny sitraky ny fo, ny danin'ny kibo. - F.-p.: Tsy misatry fanahy: tsy manao…tohiny
Misava: (sava) mt, p, sy mt, s. (misavà): Mitady, mikaroka: Misaua ilay gadralaua nandositra ny polisy. ? Mijery,…tohiny
Misavasava: (savasava) mt. P. (misabasauà): Manala na mampihataka izay manelingelina: Tsy maninona aho akory fa…tohiny
Misavembena: (savembena) mt. s,: Mivezivezy, misavilivily.
tohiny
Misavenavena: (savenauena) mt. s.: Misokatra be, mitanatana, miveraka.
tohiny
Misaveravera: (saverauera) mt. s.: Ratsy fiakanjo, miakanjo mampihanjaka vatana, misarira-pitafy.
tohiny
Misavika: (savika) mt. P. (misauiha): Mandray (omby) amin' ny tandrony na ny vozony dia mandavo azy: Raha miss…tohiny
Misavily: (savily) mt. s.: Mikivilivily, mikapilipily: Aza misavily amin'io rantsan-kazo io ianao sao potraka.…tohiny
Misavoana: (savoana) mt. s. (misavoàna): Miakatra ambony eny amin'ny habakabaka: Nodakany nisavoana ny baolina.…tohiny
Misavoretaka: (savoretaka) mt, s. na p. t.: Mipetraka amin'ny toerana maloto; misotisoty, voretra.
tohiny
Misavoritaka: (savoritaka) mt. s. na p.t.: Tsy milamina, misafotofoto.
tohiny
Misavorovoro: (saoorovoro) mt. s.: Tsy milamina, mikorontana, misaritaka: Misauorovoro be izany volonao izany! * Fiten.:…tohiny
Misavovoka: (savovoka) mt. s.: Enti-milaza ny vovoka miainga mitambolimbolina.
tohiny
Misavovona: (savovona) mt. s.: Miavosa, mifanongoa: Nisy an ton ta-mololo nisavovona teo an-tokotanin'i Dadabe.…tohiny
Misazoka: (sazoka) mt. s. (misazoha): Mitaky tsy an-drariny, an-keriny, maka tsy andrariny: Nisazoka vola tany…tohiny
Misebiseby: (sebiseby) mt. s.: Mihetsiketsika, manonja, mivezivezy: Misebiseby ny vahoaka.
tohiny
Misedisedy: (sedisedy) mt s. (misedisede): Maika, mitaitay, maimay, mirotoroto, mivezivezy etsy sy eroa.
tohiny
