Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Mivolana: (volana) mt. s. (mivolàna): Miteny: Maninona ianao no tsy mivolana indray? Ahitsio
Mivolimbolina: (uolimbolina) mt. s.: Mihorongorona ohatra ny volimbolina. Ahitsio
Mivolo: (solo) mt. s.: Manana endrika, tarehin-...: Mahafinaritra ery~ ny mijery ny masoandro miuolom-bolamena, rehefa madiva hilentika iny! / Miuolon'andro ririnina izany andro izany. Ahitsio
Mivona: (vona) mt s.: Misy vo-na: Tady mivona io. Ahitsio
Mivondraka: (vondraka) mt. s. na p.t.: Mivoraka, matavy: Omby mivondraka. Ahitsio
Mivondrona: (vondrona) mt. s. (miuondrdna): Mitambatra ka mikambana ho iray: Nivondrona ny fokonolona ka resy tosika ny olon-dratsy. Ahitsio
Mivongady: (vongady) mt. s. (miuongadia): Hitamiharihary, mitokana er?, misongadina: Nianjera ny anao lahy ka nivongady ter? afovoan'ny tokotany. ? Indray miaraka betsaka: Miuidy zavatra miuongady. Ahitsio
Mivongaingy: (vongaingy) mt. s.: Miforitra eo ambanin'ny entana mavesatra loatra, milonjehitra. Ahitsio
Mivongana: (vongana) mt. s.: Mitainbatra ho iray tsY misaraka: Mivongana ny orampanala. ? Mandry: Ronono mivongana. Ahitsio
Mivongatra: (vongatra) mt. s.: Mangatrakatraka, mivaivay. Ahitsio
Mivongavonga: (vongavonga) p. t.: Ngezabe, makadiry be goavam-be, botrefom-be. Ahitsio
Mivongika: (vongika) mt. s.: Manano sarotra mitondra zavatra betsaka, izay mety tsy havesatra akory: Mivongika uoasary tsy eran'ny aina ity zaza ity. Ahitsio
Mivongitrika: (vongitrika) mt. s.: (maso) Mivandravandra mampitahotra toy ny hamono. Ahitsio
Mivongovongo: (vongovongo) mt. s.: Mifanongoa: An'iza ireto kitay miuongovongo ireto? ? Mibokitra: Inona àry ity zavatra mivongovongo ao anaty kapaotinao ity? Ahitsio
Mivonkina: (vonkina) mt. s. (miuonkèna): Miforitra:Manjary tery ny farafara noho izy miuonkina rehefa matory. ? Mihorona manakely te-na: Mivonkina ny sokina tohinina. - Mivonkim-pandry: miforitra rehefa matory. / Mivonkin-kozatra: fikainkon' ny hozatra sasantsasany — toy ny kibondranjo, ohatra — izay maharary aoka izany. Ahitsio
Mivonona: (vonona) mt. s. (mivonona): Vita fiomanana: Nivonona hiady izy matoa sahy mamaky ady, ? Mikasa: Nivonona hianatra izy raha uao nifoha. ? Manomana, manangona: Nivonona fiadiana ny tanàna. Ahitsio
Mivontirika: (uontirika) mt. s.: (maso) Miseho ho avo noho ny manodidina mova tsy ny hivoaka ny taola-maso: Nivontirika ny masony no niteny izany izy ka natahotra aho. Ahitsio
Mivonto: (vonto) mt. s. (miuontosa): Mitombo ho lehibe, ka mafimafy raha tsapaina na tsindriana; mibontana: Mivonto ny handriny. ? Mitombo habe noho ny aretina, mibibaka, mibinabina: Miuonto ny tenany. ? Mibontsina: Mivonto ny hoditra rehefa alona. ¶ M.h.: Mibokitra, mivohitra, mibonabona, mibontsina, mibontana, mizihitra, mivozihitra. Ahitsio
Mivony: (fit.-p.) mt.: Miafina, miery. Ahitsio
Mivoraka: (voraka) mt. s.: Tsy mifintina tamin'ny toerany fa miboraka raraka any ivelany: Miuoraka ity entana ity fa fatory tsara. ? Mitresaka, mitriatriatra: Miuoraka ny bainga uonton-drano. ? Miveraka: Mivoraka ny ouinareo izany! ? Matavy be, vondraka: Mivoraka ity kisoa ity. Ahitsio