Litera M
Migorabaka: (gorabaka) mt, s.: Loaka makadiry: Nigorabaka ny fefiloha ka vorio ny fokonolona. 1 Milentika, mitsoropaka:…tohiny
Migoragora: (goragora) mt. s. na p.t.: Malemy fatotra ka miborabora, malalaka.
tohiny
Migoraidraika: (goraidraika) mt. s.: Maneno (filaza amin' ny sahona).
tohiny
Migoraraika: (goraraika) mt. s.: Andrenesana feo avy amin' ny fandehandehanan'ny rivotra na ranon-javatra any amin'ny…tohiny
Migorera: (gorera) mt, s. na p. t.: Mitaraindraina sady tsy mety mihetsika manao izay asaina ataony, mikonetaka.…tohiny
Migorobaka: (gorobaka) mt, s.: Loaka tanteraka hatrany ambadika.
tohiny
Migorodana: (gorodana) mt, s,: Enti-milaza rano mandeha manao be indray mikoriana.
tohiny
Migororoana: (gororoana) mt. s,: Enti-milaza ny rano mandeha midina haingana amin' ny toerana teritery na voasa-kantsakan-javatra.…tohiny
Miha-:: Tovona fanaovana mt. s. enti-milaza hevitra hoe "tonga na manjary... tsikelikely, miandalana": Mihatsara,…tohiny
Mihabahaba: (habahaba) mt. s.: Misalasala eo anoloan'ny zavatra na hevitra roa, ka tsy tapa-kevitra na hanao an'ity…tohiny
Mihabakabaka: (habaka) mt. s.: Mielanelana be.
tohiny
Mihabetsaka: (betsaka) mt, s.: Tonga betsaka miandalana hatrany, mitombo isa hatrany: Efa mihabetsaka izany mpangalatra…tohiny
Mihadrahadra: (hadra) mt. s. (mihadrahadrà): Mieboebo amin'ny fitenenana, midaondaom-bava. 1 Mijefijefy.
tohiny
Mihady: (hady) mt, p. na mt. s. (mihadia): Mandoaka, mandavaka amin'ny angady: Mihady tan y. 1 Mihalempona:…tohiny
Mihafahafa: (hafa) mt. s.: Miseho tsy ho namana, miseho ho hafa, miolonolona: Hano re, tompoko b, aza mihafahafa…tohiny
