Litera M
Mpitsoa-ponenana: a.: Enti-milaza ireo olona voatery nandao ny fonenany ka mankany an-tany hafa noho ny toejavatra mitranga…tohiny
Mpivarotra: (varotra) a.: Olona manao ny varotra ho antondraharaha, ka mitetika ny hahazo tombony hatrany amin'ny…tohiny
