Litera M
Mikorapaka: (korapaka) mt. s. (mikorapaha): Sady taitra no maika hanao, mirotoroto, dodona: Nikorapaka namonjy ny…tohiny
Mikoraraika: (koraraika) mt. s.: Mamoaka feo manokana, enti-milaza ny akohovavy mikotrika rehefa voakotaba vo amin'ny…tohiny
Mikorataba: (korataba) mt. s.: Enti-milaza feo maromaro miaraka mihora-pifaliana.
tohiny
Mikoratata: (koratata) mt. s.: Enti-milaza feo mafy tapatapaka, mipoapoaka toy ny tongo-tsoavaly mandeha amin'ny…tohiny
Mikoretika: (koretika) mt. s. (mikoreteha): Mikorontana, misafotofoto, misavorovoro, mitsiporetika, mirango-tsa•…tohiny
Mikoretsika: (koretsika) mt. s.: Mihahohaho.
tohiny
Mikoriana: (koriana) mt. s.: Mandeha midina moramora tsy dia mafy loatra toy ny rano maria nefa tsy miadandoatra…tohiny
Mikorintsana: (korintsana) mt. s. (mikorintsàna): Mamoaka feo mikitrana.
tohiny
Mikorirarira: (korira) mt. s. (mikorirarirà): Misangisangy manao vazivazy.
tohiny
Mikorisa: (korisa) mt. s. (mikorisà): Mibolisatra: Nikorisa tamin'ny hoditr'akondro izy. ? Mandeha midi-na nefa…tohiny
Mikorobobo: (korobobo) mt, s. (mikoro bo boa) : Dodona, maika: Nikorobobo handeha izy.
tohiny
Mikorododo: (korododo) mt, s.: Malady, maika: Mitaitay hivady ny tanora ankehitriny, ka tsy mahagaga raha mikorododo…tohiny
Mikorodona: (korodona) mt. (mikorodbna): Mandeha ma-ro manao dia maika; mingodongodona rehefa mandeha.
tohiny
Mikorodorodo: (korodorodo) mt, s.: Mandeha maro mingodongodona,
tohiny
Mikorofoka: (korofoka) mt. s. (mikorofoha): Manetsiketsika ny tongotra aman-tanana: Mikorofona ilay vorona ao anaty…tohiny
Mikorombimby: (korombimby) mt. s. (mikorombimbia): Manao araka izay azo atao, misasatra, misahirana fatratra.
tohiny
