Litera P

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Poly: a.: Anana voahahy atao fitaiza hohanina. Ahitsio
Poly: ft.: Fandraisana sady famoriporetan-javatra amin'ny rantsantanana mba ho potika na halemy. - t.i.f•: Polena, polesina,voapol? j manapoly, fanapoly, mpanapoly J anapolesana, fanapolesana / mahapoly / polipoly. Ahitsio
Pondena: (pondy) mt. ih. (pondeo): Enti-milaza zavatra poriporetina mba halemilemy. Ahitsio
Pondy: na Pondipondy a.: Fandraisan-javatra amin'ny ta-nana izay poriporetina na fenjafenjaina; poly. - t.i.f.: Pondena, pondipondena, apondipondY,voapondipondy / mamondipondy, famondipondy, mpamondipondy / manapondipondY, fanapondipondy, mpanapondipondy / amondipondena, famondipondena / mahapondipondy. Ahitsio
Pongatra: a.: Fongatra, seho. - t.i.f•: Mipongatra, fiponga tra, mpipongatra / ipongarana, fipongarana. Ahitsio
Popoka: p. mt.: Tsy fampiasa afa-tsy amin'ilay fomba fiteny hoe: Tsy hita popoka: tsy hita avanavana. Ahitsio
Popopopo: a.: Fitsofan'ny rivotra be sady mafy, fofofofo. - t.i.f.: Mipopopopo. Ahitsio
Poporohana: p. mt.: Daholo, tsy misy avakavaka, avokoa: Toa tsy antitra, tsy tanora, fa poporohana indray miankohoka amin-dRavola ny vahoaka. (Raveloj.). ? mt. ih.: Voa daholo: Poporohan'ny uouoka ny vahoaka. Ahitsio
Poraretra: ft.: niavian'ireto. * t.i.f,: Mipâraretra / aporaretra / iporaretana, fiporaretana. Ahitsio
Poretahana: (poretaka) mt. pdr. (poretaho): Asiana, petahana zavatra malemy bodaka. Ahitsio
Poretaka: p.t.: Malemy, mohaka tsy misy horaisina. - t.i.f.: Poretahana, aporetaka, voaporetaka, tafaporetaka J manaporetaka, fanaporetaka, mpanaporetaka / anaporetahana, fanaporetahana / miporetaka, fiporetaka, mpiporetaka / iporetahana, fiporetahana / mahaporetaka / poretadretaka / mamoretaka. Ahitsio
Poretehina: (poretika) mt. ih. (poreteho): Asafotofoto, asaritaka, aparitaka. Ahitsio
Poretika: p. t.: Tsy milamina fa mifangaro, mikorontandrontalla etsy sy eroa. - t.i.f.: Poretehina, aporetika, voaporetika, tafaporetika / manaporetika, fanaporetika, mpanaporetika / anaporetehana, fanaporetehana / miporetika, fiporetika, mpiporetika / iporetehana, fiporetehana / mahaporetika 1 poretidretika. Ahitsio
Poretina: na Poritina (poritra) mt. ih. (poreto, porito): Terena: Aza poretinareo aho fa avelao handeha. ? Terena amin'ny tanana, 6azana: Noporetiny ny sandriko ka nikiakiaka aho. Ahitsio
Poretra: na Poredretra p. t.: Ma-loto, voretra, mihosin-tay. 1 h. i.: Olona ory fadiranovana, mahantra misingo-boridamba. - t.i.f.: Miporetra, rniporedretra, fiporetra, fiporedre- - tra, mpiporetra, mpiporedre- PO tra. Ahitsio
Poretsehina: (poretsika) mt. ih. (poretseho): Atao tonga vovoka, potsipotsehina, torotoroina. Ahitsio
Poretsika: p.t.: Be fotaka, (la-lama) feno fakofako sy ranom-potaka. - t.i.f.: Poretsehina, aporetsika, voaporetsika / manaporetsika, fanaporetsika, mpanaporetsika / anaporetsehana, fanaporetsehana / miporetsika, fiporetsika / mahaporetsika / poretsidretsika. Ahitsio
Poriatra: a.: Fandosirana, fitsoahana; ny fifantsitsiran'ny rano na fotaka izay voaporitra ao anaty tanana. - t.i.f.: Aporiatra, tafaporiatra / manaporiatra, fanaporiatra, mpanaporiatra / anaporiatana, fanaporiatana / miporiatra, fiporiatra, mpiporiatra / iporiatana, fiporiatana 1 mahaporiatra 1 poriadriatra. Ahitsio
Poripory: a.: Fahantrana, fahoriana. i t. f.: Miporipory, fiporipory, mpiporipory / iporiporiana, fiporiporiana. Ahitsio
Poritihina: (poritika) rat- P(lr. (poritiho): Asiana zavatra mifantsitsitra: Noporitihin y rano aho. Ahitsio