Litera T

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Tapitapy: Tsitapitapy a.: Fiatoatoan'ny rano mitete na zavatra milatsaka fa tsy migororoana na migorodana; fahatongavana na fandalovans amin'ny toerana iray, ka tsy tonga indray mandeha fa ny iray na ny vitsivitsy aloha no mandalo; fiatoana, fampoelana. - t.i.f.: Atapitapy, voatapitapy, tafatapitapy 1 mitapitapy, fitapitapy, mpitapitapy 1 itapitapiana, fitapitapiana 1 mitsitapitapy. Ahitsio
Tapitra: p. t.: Vita tanteraka, tomombana: Misaotra fa tapitra ny asa nataonao. *Tay misy mijanona na kely aza, lany, foana: Tapitra ny vara tao an-tsompitra. • Vita, izay no izy: Tapitra ny tan-tara. • (vola) Voaloa daholo, tsy misy sisa mijanona: Tsarouy tsara fa tapitra izay ny volanao a! - t.i.f.: Taperinal manapitra, fanapitra, mpanapitra I anaperana, fanaperana / mahatapitra. Ahitsio
Tapitrisa: p.i. na a.: Milaza fo-Io hetsy, na 1.000.000 amin' ny tarehimarika. Marihina fa eo amin'ny tapitrisa, dia manomboka miverina tahaka ny tamin'ny "isa" indray ny fanisana malagasy: oh. 280. 000.000 dia tononina hoe Valopolo amby roanjato tapitrisa, fa ny 280.000 kosa: Valo alma sy roa hetsy. Ahitsio
Tapoaka: a: Rano mamorivory, mandroadroatra: Tapoadrora; tapoa-tsavony. • Fipoahana balaonina na tatavia feno rivotra ka vaky. Ahitsio
Tapotsiny: a.: Tsiranorano madity fotsifotsy ao amin'atody, izay manodidina sy mambomba ny tamenany. (Ny tamenany no tonga voronkely fa ny tapotsiny kosa sakafo ivelomany), • Ny fotsifotsy ao amin'ny maso. Ahitsio
Tapy: a.: Fitaninana amin'ny hainandro. - t.i.f.: Atapy, voatapy 1 mitapy, fitapy, mpitapy I itapiana, fitapiana I mahatapy. Ahitsio
Tara: (angl. tar) a.: Zavatra mainty madity azo avy amin' ny fisitlliana arintany, fantatra indrindra amin'ny anarana hoe godorao. Ahitsio
Tara: (fr. tard, en retard) p.t.: Diso fidirana, tsy tonga amin'ny fotoana fidirana: Sazin'ny mpampianatra izay mpianatra tara. • Tratra aoriana: Tara be ny zanakao raha 15 taona izy nefa mbola uao T5 ihany. Ahitsio
Tara:ny "tara" dia anarana hilazana ny "mpanjakan'ny rano" Ahitsio
Tarabiby: a.: Hala misy poizina (Thomisus foka, Vinson) Ahitsio
Tarafina: (taratra) mt. ih. (tarafo): Ilazana zavatra (fitaratra na rano) ianjeran'ny hazavana ka mamerina io hazavana io indray: Tarafin'ny masoandro ny rano ka ma-mono maso. • Ilazana zavatra iray jerena avy lavitra ka ny tanana atao eo ambony maso mova tsy ny mamory ny hazavana: Notarafiko no f(ieriko azy. ? Ilazana zavatra jerena avy ao am-badika lamba tantera-pahazavana: Notarafiko tamin'ny lambam-barauarankely ka nidoboka iray ihany ny ambavafoko nahita ireo olona an-jatony maro. • h.o.: Tsikilovina: Notarafin'ny fahaualo ny tanna. ¶ M.h.: Tilina, tsikilovina, zahana taratra. Ahitsio
Taraiky: Manao zavatra miadan-doatra. Ahitsio
Taraiky: sy Taraikiraiky p.t.: Adaladala mitahontahona, tsy mailaka, mitavozavoza.l h, i.: (ankehitriny) Mitaredretra ka tratra aoriana amin' izay atao. Ahitsio
Taraiky: a.: Anarana laharantsikidy. Ahitsio
Taraina: a.: Menomenona.l Fitantarana ny mahazo ny te-na. • Toloko aman-toreo no-ho ny fahararian'ny tena. ? Feon-kira mitoreo malahelohelo. - t.i.f.: Tarainina, tafatarainal mitaraina, fitaraina, mpitaraina 1 itarainana, fitarainana 1 mahataraina I taraindraina. Ahitsio
Tarainina: (tarama) mt. ih. (taraino): Lazaina amim-peo mitoreo fa marary: Ny tanany no taraininy. Ahitsio
Taralila: a.: Karazan'angorodao, fahita any amin'ny Betsimisaraka. Ahitsio
Taranahina: (taranaka) p.t.: Akana taranaka (fiteny amin'ny biby sy ny zavamaniry): Hotaranahiko ity paiso ity fa tena mba mamy. Ahitsio
Taranaka: a.: Fitambaran'ny zanaka aman-jafy sy ny zanany mitohitohy hatrany, nateraky ny olona iray tany aloha; tamingana, solof0 amampara: Lany taranaka izy. • Firazanana: Taranak ' Andria-na Randria. / Taranak'aiika mahay mihaza itY nentiko ho anao ity. ? Zaza natsangana mahazo mandova. Ahitsio
Tarangana: p.t.: Tapaka hentitra tsara (teny iray ihany amin'ny Tangarana fa nisy fi-fun adih am-banin teny ). Ahitsio