Litera V
Vizana: sy Vizaka p.t.: Sasatra amin'ny tsy fihetsehana eo amin'ny toerana iraY, amin'ny fomba fipetraka iray…tohiny
Vizatra: a.: Fiteny miriadriatra, miaraka amin'ny endrika mifandrirodrirotra. { Vizatina 1 mamiza- VOâ tra, famizatra,…tohiny
Vizaviza: a.: Fitenenana manao tsinontsinona, maniratsira; vingavinga. - t.i.f.: Vizavizaina, avizaviza, voavizaviza…tohiny
Vizavizaina: (uizaviza) mt.ih. (uizauizào): Fanaovana tsinontsinona; vingavingaina: Aza vizavizaina ny olona tsy…tohiny
Vo-: Tovona fanaovana fototeny faharoa mba hampitombo sy hanamafy ny hevitry ny fototeny voalohany: Voretra…tohiny
Voa: mt. ih.: Tratra: Voan' ny vato ilay fody ka dangy. 1 Azo: Voan'ny sery aho ixany. / Simba, voaloto...:…tohiny
Voa: a.: Organa kely boribory ao anatin'ny voankazo, izay mety mitsimoka raha ambolena, ka tonga zavamaniry…tohiny
Voa: a.: Organa roa mitovy, menamena, eo an-dany roan' ny hazondamosina, izay if oronan'ny fivalanandrano…tohiny
Voa-: Tovona fanaovana mt, ih. milaza vokatra efa azo: Voauory, voateny, (Marihina fa tahaka ny amin'ireo…tohiny
Voadiadia: p.t.: Efa nihinanana (fiteny amin'ny sakafo, vary sy laoka efa nihinanana, ka tsy sahy aroso homena…tohiny
Voady: a.: Fametrahan-teny hanao zavatra iray raha tahiny ka tanteraka izay tadiavina na irfna: Manefa ny voady…tohiny
Voafikitra: (fikitra) mt. ih,: Voatana mafy: Voafikitro ilay hazo teo amoron-drano, fa raha tsy izany, lasan'ny…tohiny
