Litera V
Voatavomenaka: a.: Karazana voatavoarivolahy fana fitoera-menaka
tohiny
Voatavomonta: a.: Karazana voatavobozaka mangidy ka tsy fihinana, fa ataon'ny olona siny rehefa afaka ny ao anatiny.…tohiny
Voatavompe: a.: Ny faritra ambany fenofeno mivohitra amin'ny fe.
tohiny
Voatavontay: a: Karazam-boatavo maniry eny amin'ny zezika. ~ h. i.: Ilazana olona fonetana, fohy hatoka ary be vatana.…tohiny
Voatavotamenakatodiakoho: a.: Ny karazam-boatavobozaka kely indrindra.
tohiny
Voatavotsiafakamboa: a.: Karazana voatavoarivolahy, lehibe vody, ataon'ny olona siny fantsakana.
tohiny
Voatiry: (fr. voiture) a.: Teny ilazana ny fiara taritin-tsoavaly, mitondra olona sy enta-na.
tohiny
Voatra: a.: Lamina, karakara. 1 t.if.: Amboarina, voavoatra, voamboatra / mamboatra; manamboatra, fanamboatra,…tohiny
Voavahiatatra: a.: Karazana tsaramaso dia (Dolichos).
tohiny
Voay: a.: Karaza-mamba, sain- gy kelikely kokoa, na dia masiaka izaitsizy ihany koa aza; azo anaovana poketra…tohiny
Voazavo: a.: Karazana voatango mena aty izay Ialta betsaka any atslmo, fihinana man-ta ka mampangatsiatsiaka…tohiny
Vodiahitrarivo: a: Ny tantsaha mamboly mandadiana.
tohiny
Vodifahitra: a: Lavaka ivoahan'ny fako sy ny zezika rehetra avy ao am-pahitra.
tohiny
