Litera g

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Gongoro: a.: Mitovy amin'ny Kingoro. Ahitsio
Gonina: (gona) mt. ih. (gonY): Donina, pohina. Ahitsio
Gony: a.: Kitapo vita amin'ny rongonibe ampiasain'ny mplvarotra hasiana vary, sira, siramamY••• * F.-p.: Mitafy gony: nodonim-pahavoazana ka manjary mahantra fadiranovana. Ahitsio
Gora: a: Valonan-damba iray tsy mivaky: Goran-damba Ahitsio
Gorabahana: (gorabaka) mt. th, (gorabahy): Asiana loaka makadiry: Nogorabahan'ny mpangalatra ny rindrina. Ahitsio
Gorabahana: agorabaka, tafagorabaka, voagorabaka / mangorabaka, fanagorabaka, mpanagorabaka ( anagorabahana, fanagorabahana / migorabaka, figorabaka, mpigorabaka ( igorabahana, figorabahana / mangorabaka ( angorabahana, fangorabahana ( mahagorabaka ( gorabadrabaka. Ahitsio
Gorabaka: a.: Loaka makadiry, lavaka lehibe sy malalaka. Ahitsio
Goragora: p.t.: Tsy mifatotra tsara, mifatotra malemilemy, mora vahana. - t.i.f.: Agoragora, voagoragora ) managoragora, fanagoragora, mpanagoragora ) anagoragorana, fanagoragorana / migoragora, figoragora ) igoragorana, figoragorana ( mahagoragora. Ahitsio
Goraidraika: a: Feon-tsahona. 4 t.i.f.: Migoraidraika, figoraidraika. Ahitsio
Gorampa: (fr. grands points) a.: Vikavika, zojotra. Ahitsio
Gorampaina: agorampa, voagorampa ( managorampa, fanagorampa, mpanagorampa ( anagorampàna, fanagorampana ) migorampa, figorampa, mpigorampa ( igorampàna, figorampàna, mahagorampa / goramparampa. Ahitsio
Gorampaina: (gorampa) mt. ih. (gorampao): Vikavikaina. Ahitsio
Goraraika: na Koraraika a.: Feo re avy amin'ny fandehandehanan'ny rivotra na ny ranon-javatra any amin'ny lalan-kanina. - t.i.f.: Migoraraika, figoraraika ( mahagoraraika. Ahitsio
Gorasy: (fr. grâce) a.: Fibabohana, fiaikena fa diao na resy. - t.i.f.: Migorasy, figorasy, mpigorasy ( igorasiana, figorasiana. Ahitsio
Gorobahana: (gorobaka) mt. ih. (gorobahy): Loahana tanteraka an-daniny sy an-daniny avy: Nogorobahan'ny tontakely ny rindrin-dry zareo ato avaratra. Ahitsio
Gorobaka: p.t.: Loaka tanteraka an-daniny sy an-danfny avy. - t.i.f.: Gorobahana, agorobaka, voagorobaka, tafagorobaka / managorobaka, fanagorobaka, mpanagorobaka ( anagorobahana, fanagorobahana J migorobaka, figorobaka, mpigorobaka / igorobahana,figorobahana(mahagorobaka, gorobadrobaka, mangorobaka. Ahitsio
Gorodana: a.: Fandrarahana na fisotroana atao rodobe; izay araraka na sotrolna. - t.i.f.: Agorodana, voagorodana, tafagorodana ( managorodana, fanagorodana, mpanagorodana ( anagorodanana, fanagorodanana ( migorodana, figorodana, mpigorodana / igorodanana, figorodanana / mahagorodana ) gorodandrodana. Ahitsio
Gorodona: na Ngorodona a: Hazo fisaka narafitra ho fandiavana amin'ny efitrano. Ahitsio
Gorogoro: a.: Fitoeran-drano na divay vita amin'ny metaly na plastika. Ahitsio
Gororoana: a.: Feon'ny rano aidina ao anaty fitoeran-drano ka araraka tsy misy fiatoana. - t.i.f.: Agororoana, tafagororoana / managororoana, fanagororoana, mpanagororoana / anagororoanana, fanagororoanana / migororoana, figororoana, mpigororoana / igororoanana, figororoanana ( mahagororoana ) gororoandroana, Ahitsio