Litera m
Mihohy: (hohy) mt. p. (mihohaza): Mihady amin'ny hoho: Mihohy ny tany ny sa-ka. ¶ M.h.: Mihehy. • Mamongatra…tohiny
Miholaitra: (holaitra) mt. s.: Misompirana kely fa tsy mandeha mahitsy; mivily, mihodivitra, miviona: Soa ihany…tohiny
Miholantrolana: (holantrolana) mt. s,: Miseho ho sarotsarotiny.
tohiny
Mihomarantsody: (homarantsody) mt. s.: Mahatsiaro reraka, torovana.
tohiny
Mihombo: (hombo) mt, s.: Mikambana amin'ny alalan'ny hombo, miraikitramafy: Varavarana mihombo amin'ny dity fotsiny.…tohiny
Mihomehy: (homehy) m.t, p. na mt. s. (mihomeheza): Misoka-molotra mampiseho nify ho fanehoana hafaliana: Vao iray…tohiny
Mihonaka: (honaka) mt, s.: Mianjera noho ny habeny, ny taviny: Nihonaka ilay omby mifahy. 1 Mandry ao am-pandriana:…tohiny
Mihonankonaka: (honankonaka) mt, s.: Enti-milaza ny nofon'olona na biby matavy monamonany ka toa mihararetra.
tohiny
Mihondrahondra: (hondrahondra) p, t.: Malemy, lehibe sady malemy.
tohiny
Mihondrahondra: (hondrahondra) mt. s.: Mihofahofa (filaza amin'ny zavatra mivondrona na midoroboka mihevingevina raha…tohiny
Mihondratra: (hondratra) mt. s.: Miontana, taitra: Nihondratra ny fony nahita anjanany nianjera. • Mangovitry ny…tohiny
Mihondrokondroka: (hondrokondroka) mt. s.: Mandihy manao fihetsika somary mihoronkorona dia miondrikondrika toa manaitaitra…tohiny
Mihonikonika: (honikonika) mt. s.: Mihetsika manara-ba: Mihonikonika an-toerana ny mpilalao amin'ny feon'ny amponga…tohiny
Mihoninkonina: (honinkonina) mt. s. (mihoninkonena): Sahirana, lany andro amin'ny zavatra madinidinika: Mihoninkonina…tohiny
